-x-antambahoaka_gal_text_reg/02/06.txt

1 line
519 B
Plaintext

\v 6 Fa ndregny neverina ho misy dikany (n'ino n'ino iary zareo de tsy mampagnino anaha, Andriamanitra de tsy miangatra) _ zakaiko, zegny, heverina ho misy dikany de tsy magnampy n'ino n'ino taminaha. \v 7 Mifanohitra amin'izany, hitan'iary zareo fa izaho manko nagnankinana ny filazantsara ho an'ny zegny tsy vaofora, karan'ny nagnankinana tamin'i Petera ny filazantsara ho an'ny zegny voafora. \v 8 Fa Andriamanitra, niasa tamin'i Petera amin'ny maha apostoly an'ny voafora, de niasa taminaha koa ho an'ny Jentilisa.