-x-antambahoaka_gal_text_reg/04/08.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 8 Fa tamin'ny fotoana zany, tamin'ny mbola tsy nahalala an'Andriamanitra, de andevozon'ny zegny, amin'ny hery vôjanahary, de tsy Andriamanitra velively. \v 9 Fa amin'izao anareo de nanjery nahalala an'Andriamanitra, na koa hoe fantan'Andriamanitra anareo, ka akory ny hiveregnanareo amin'ny abidim-penarana malemy sady tsisy deikany? Sa te ho andevozina ndreka anareo?