-x-antambahoaka_gal_text_reg/04/24.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 24 Ny raha io de azo alaina karan'ny fagnoharan, satria ny viavy io de magnambara fagnekena roy. Ny raika amin'iary zareo de avy amin'ny tendromohitran'i Sinay sady niteraka zaza andevo izy. Izy io de i Hagara. \v 25 De i Hagara de mampiseho ny tendromohitran'i Sinay agny Arabia; sady mampiseho an'ny Jerosalema amin'ny fotôna izao, tratriny nandevozina niaraka tamin'iary zareo zanagny izy.