-x-antambahoaka_gal_text_reg/05/05.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 5 Amin'ny alalan'ny Fagnahy, amin'ny finôna, no handigniasantsena fatratra ny fagnantegnana ny fahamarinana. \v 6 Amin'ny Kristy Jesôsy de tsy misika ino amin'ino na voafora na tsy voafora, fa ny finôna miasa amin'ny fitiavana my. \v 7 Fa mihazakazaka tsara anareo. Ka iza nanakana anareo amin'ny fanakatovana ny marina? \v 8 Ny fandresen-dahatra io de tsy avy amin'ny zegny nagnantso anreo mihitsy.