32 lines
1.0 KiB
Markdown
32 lines
1.0 KiB
Markdown
# ny tombo-kase fahatelo
|
|
|
|
"ny tombo-kase manaraka" na "ny tombo-kase laharana fahatelo"
|
|
|
|
# ny zava-manan'aina fahatelo
|
|
|
|
"ny zava-manan'aina manaraka" na "ny zava-manan'aina laharana fahatelo"
|
|
|
|
# mizàna
|
|
|
|
fitaovana fandanjana zavatra
|
|
|
|
# Ny vary eran'ny fatram-bary ho an'ny denaria iray
|
|
|
|
Ireo fiteny hafa dia mety hampiasa ny matoanteny hoe "mitentina" na "mividy" amin'ity fehezanteny ity. DH: "Ny vary eran'ny fatram-bary dia mitentina denaria iray" na "Mividiana vary eran'ny fatram-bary amin'ny denaria iray" Tena kely ho an'ny olon-drehetra ny vary, ka ambony be ny vidiny.
|
|
|
|
# eran'ny fatram-bary
|
|
|
|
Izany dia maneho ny fatra izay eo amin'ny iray litatra eo. DH: "iray litatra" na "iray lovia"
|
|
|
|
# denaria iray
|
|
|
|
Vola izay mitentina ny karama indray andro. DH: "volafotsy iray" na "karama amin'ny iray andro"
|
|
|
|
# Fa aza manimba ny menaka sy ny divay
|
|
|
|
Raha simba ny menaka sy ny divay, dia lasa kely no afaka vidin'ny olona, ary hiakatra ny vidin'ireo.
|
|
|
|
# ny menaka sy ny divay
|
|
|
|
Maneho ny menaka oliva sy vokatry ny voaloboka.
|