# ny tombo-kase fahatelo "ny tombo-kase manaraka" na "ny tombo-kase laharana fahatelo" # ny zava-manan'aina fahatelo "ny zava-manan'aina manaraka" na "ny zava-manan'aina laharana fahatelo" # mizàna fitaovana fandanjana zavatra # Ny vary eran'ny fatram-bary ho an'ny denaria iray Ireo fiteny hafa dia mety hampiasa ny matoanteny hoe "mitentina" na "mividy" amin'ity fehezanteny ity. DH: "Ny vary eran'ny fatram-bary dia mitentina denaria iray" na "Mividiana vary eran'ny fatram-bary amin'ny denaria iray" Tena kely ho an'ny olon-drehetra ny vary, ka ambony be ny vidiny. # eran'ny fatram-bary Izany dia maneho ny fatra izay eo amin'ny iray litatra eo. DH: "iray litatra" na "iray lovia" # denaria iray Vola izay mitentina ny karama indray andro. DH: "volafotsy iray" na "karama amin'ny iray andro" # Fa aza manimba ny menaka sy ny divay Raha simba ny menaka sy ny divay, dia lasa kely no afaka vidin'ny olona, ary hiakatra ny vidin'ireo. # ny menaka sy ny divay Maneho ny menaka oliva sy vokatry ny voaloboka.