1.0 KiB
ny tombo-kase fahatelo
"ny tombo-kase manaraka" na "ny tombo-kase laharana fahatelo"
ny zava-manan'aina fahatelo
"ny zava-manan'aina manaraka" na "ny zava-manan'aina laharana fahatelo"
mizàna
fitaovana fandanjana zavatra
Ny vary eran'ny fatram-bary ho an'ny denaria iray
Ireo fiteny hafa dia mety hampiasa ny matoanteny hoe "mitentina" na "mividy" amin'ity fehezanteny ity. DH: "Ny vary eran'ny fatram-bary dia mitentina denaria iray" na "Mividiana vary eran'ny fatram-bary amin'ny denaria iray" Tena kely ho an'ny olon-drehetra ny vary, ka ambony be ny vidiny.
eran'ny fatram-bary
Izany dia maneho ny fatra izay eo amin'ny iray litatra eo. DH: "iray litatra" na "iray lovia"
denaria iray
Vola izay mitentina ny karama indray andro. DH: "volafotsy iray" na "karama amin'ny iray andro"
Fa aza manimba ny menaka sy ny divay
Raha simba ny menaka sy ny divay, dia lasa kely no afaka vidin'ny olona, ary hiakatra ny vidin'ireo.
ny menaka sy ny divay
Maneho ny menaka oliva sy vokatry ny voaloboka.