plt_tn/heb/05/04.md

28 lines
866 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity teny nindramina ity dia avy ao amin'ny Salamo ao amin'ny Testamenta Taloha.
# handraisana ... izany voninahitra izany
Ny voninahitra dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka azonin'ny olona amin'ny tanany.
# handraisana ... izany voninahitra izany
Ny "voninahitra" na dera na haja izay nomen'ny olona ho an'ny mpisoronabe dia mijoro amin'ny asany.
# izy dia nantsoin'Andriamanitra, tahaka an'i Arona
DH: "Andriamanitra niantso azy, tahaka ny niantsoany an'i Arona"
# ilay iray izay niresaka taminy niteny hoe
"Andriamanitra niteny taminy"
# Zanako Ianao; anio dia tonga Rainao Aho.
Ireo fehezanteny roa ireo dia manana dikan-teny mitovy. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 1:4
# Zanako ... Rainao
Ireo dia fiantsoana manan-danja izay mamaritra ny fifandraisana eo amin'i Jesosy sy Andriamanitra ilay Ray.