# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity teny nindramina ity dia avy ao amin'ny Salamo ao amin'ny Testamenta Taloha. # handraisana ... izany voninahitra izany Ny voninahitra dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka azonin'ny olona amin'ny tanany. # handraisana ... izany voninahitra izany Ny "voninahitra" na dera na haja izay nomen'ny olona ho an'ny mpisoronabe dia mijoro amin'ny asany. # izy dia nantsoin'Andriamanitra, tahaka an'i Arona DH: "Andriamanitra niantso azy, tahaka ny niantsoany an'i Arona" # ilay iray izay niresaka taminy niteny hoe "Andriamanitra niteny taminy" # Zanako Ianao; anio dia tonga Rainao Aho. Ireo fehezanteny roa ireo dia manana dikan-teny mitovy. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 1:4 # Zanako ... Rainao Ireo dia fiantsoana manan-danja izay mamaritra ny fifandraisana eo amin'i Jesosy sy Andriamanitra ilay Ray.