plt_tn/heb/05/04.md

866 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity teny nindramina ity dia avy ao amin'ny Salamo ao amin'ny Testamenta Taloha.

handraisana ... izany voninahitra izany

Ny voninahitra dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka azonin'ny olona amin'ny tanany.

handraisana ... izany voninahitra izany

Ny "voninahitra" na dera na haja izay nomen'ny olona ho an'ny mpisoronabe dia mijoro amin'ny asany.

izy dia nantsoin'Andriamanitra, tahaka an'i Arona

DH: "Andriamanitra niantso azy, tahaka ny niantsoany an'i Arona"

ilay iray izay niresaka taminy niteny hoe

"Andriamanitra niteny taminy"

Zanako Ianao; anio dia tonga Rainao Aho.

Ireo fehezanteny roa ireo dia manana dikan-teny mitovy. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 1:4

Zanako ... Rainao

Ireo dia fiantsoana manan-danja izay mamaritra ny fifandraisana eo amin'i Jesosy sy Andriamanitra ilay Ray.