plt_tn/dan/09/17.md

1.3 KiB

Koa

Tsy midika akory izany hoe "ankehitriny", fa fomba hanehoana ny dingana manaraka amin'ny vavak'i Daniela izay vao nanomboka izany.

ny mpanomponao... ny fitalahoany famindram-po

Ny teny hoe "mpanomponao" sy "-ny" eto dia ilazana an'i Daniela. Miresaka momba ny tenany izy ho mari-panajana an'Andriamanitra.

fitalahoany famindram-po

"fangatahana famindram-po"

ampamirapirato ny tavanao

Miresaka momba an'i Yaveh miasa tsara ny mpanoratra tahaka ny hoe namirapira-pahazavana ny tavan'i Yaveh. DH: "miasa amin-katsaram-panahy" (UDB) na "miasa amin'ny fankasitrahana"

ny fitoeranao masina

Izany dia ilazana nyu tempolin'i Jerosalema.

sokafy ny sofinao ka mihanoa

Ny "manokatra ny sofina" dia fomba fiteny izay midika hoe mihaino. Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary manasongadina ny fanirian'i Daniela an'Andriamanitra mba hiaino ny fivavany. DH: "mba henoy"

sokafy ny masonao ka mijere

Ny "manokatra ny maso" dia fomba fiteny izay midika hoe mijery. Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary manasongadina ny fanirian'i Daniela an'Andriamanitra mba handre ny fivavany. DH: "jereo izahay" na "mandrenesa"

nantsoina avy amin'ny anaranao

Eto ny hoe "anarana" dia manambara ny fananana. DH: "dia tanànanao" na "anao"

aza ela

DH: "Mihetseha haingana"