plt_tn/2th/03/13.md

24 lines
689 B
Markdown

# Fa
Paoly dia nampiasa io teny io mba hampitahana ireo mpino kamo amin'ireo mpino miasa mafy.
# Ianareo, ry rahalahy
Ny teny hoe: "ianareo" dia manondro ireo mpino Tesaloniana rehetra.
# Rahalahy
Eto ny hoe: "rahalahy" dia midika hoe Kristiana namana, anisan'izany ny lehilahy sy vehivavy. DH: "ireo rahalahy sy ireo anabavy."
# Aza mamoy fo
Ny hoe: "mamoy fo" dia fomba fiteny izay midika fa reraka, leo, kivy. DH: "aza kivy" na "aza ketraka."
# Mariho eo imason'ny olona izy
Fantaro hoe iza izy. DH: "Ampahafantaro am-pahibemaso izany olona izany."
# Ka mety ho menatra izy
Paoly dia nanome toromarika ireo mpino mba hanalavitra ireo mpino kamo ho toy ny fitsipi-pifehezana.