# Fa Paoly dia nampiasa io teny io mba hampitahana ireo mpino kamo amin'ireo mpino miasa mafy. # Ianareo, ry rahalahy Ny teny hoe: "ianareo" dia manondro ireo mpino Tesaloniana rehetra. # Rahalahy Eto ny hoe: "rahalahy" dia midika hoe Kristiana namana, anisan'izany ny lehilahy sy vehivavy. DH: "ireo rahalahy sy ireo anabavy." # Aza mamoy fo Ny hoe: "mamoy fo" dia fomba fiteny izay midika fa reraka, leo, kivy. DH: "aza kivy" na "aza ketraka." # Mariho eo imason'ny olona izy Fantaro hoe iza izy. DH: "Ampahafantaro am-pahibemaso izany olona izany." # Ka mety ho menatra izy Paoly dia nanome toromarika ireo mpino mba hanalavitra ireo mpino kamo ho toy ny fitsipi-pifehezana.