plt_tn/2th/03/13.md

689 B

Fa

Paoly dia nampiasa io teny io mba hampitahana ireo mpino kamo amin'ireo mpino miasa mafy.

Ianareo, ry rahalahy

Ny teny hoe: "ianareo" dia manondro ireo mpino Tesaloniana rehetra.

Rahalahy

Eto ny hoe: "rahalahy" dia midika hoe Kristiana namana, anisan'izany ny lehilahy sy vehivavy. DH: "ireo rahalahy sy ireo anabavy."

Aza mamoy fo

Ny hoe: "mamoy fo" dia fomba fiteny izay midika fa reraka, leo, kivy. DH: "aza kivy" na "aza ketraka."

Mariho eo imason'ny olona izy

Fantaro hoe iza izy. DH: "Ampahafantaro am-pahibemaso izany olona izany."

Ka mety ho menatra izy

Paoly dia nanome toromarika ireo mpino mba hanalavitra ireo mpino kamo ho toy ny fitsipi-pifehezana.