Fri Jan 24 2020 15:41:43 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 15:41:44 -05:00
commit 736aee5a34
12 changed files with 29 additions and 2 deletions

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 E! rahalako, ka mitay e finoa an'i tompotsika jesosy kristy, izay Tompon'e voninahitry, ame fagnavavakava ame gn'olo sasany. \v 2 Amboaro oe misy olo miditra ao ame fivorianareo magnano peratry volamena sy ankajo tsara, ary misy lelah mahatra evakoa miditry magnano akanjo maloto.\v 3 Raha magnety gn'olo magnisy akanjo tsara anao ary mizaka oe:"azafady mipetra eto ame toera tsara," fa hizaka ame lelah mahatra koa oe:"mitsanga anao egny," na oe :"mipetraha eto ame tombiky," \v 4 nagnino tsy mifampitsara aminareo ianareo? Nagnino tsy lasa mpitsara ame eritreri-dratsy anareo?

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Mitenenoma, ry rahalah malalako, tsy efa nofidy gn'Andriamanitry me gne mahatran'izao tontolo izao mba hanakerena ame finoa sy mba ho mpandova e fampiarana izay nampagnategnainy ame izay tia anazy?\v 6 Fa anareo da nangala baraka e mahatra! tsy gne mpanandraha me gne mapahory anao? Tsy io me gne mitariky anareo ho eo ame fitsara? \v 7 Tsy indreo me gne nagnaratsy gne gnagnara tsara ho anareo?

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Na izany aza, raha magnatateraky gne lalan'gne mpanjaka anareo, araky gne soratra masina oe:"tiavo gne namanao mitovy ame tegnanao," da magnano gne tsara anareo.\v 9 Fa raha magnome sitraka gn'olo sasny koa anareo, da magnota, ka voavela mitovy ame mpandika lalagna.

1
02/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Fa na iza na iza magneky gne lalagna agnaby, kanefa lavo ame lala raiky fotsy, da ho sazy ame lalagna agnaby.\v 11 Fa gne zakany oe:"kamijanganjanga", da nizaka evakoa oe:"kamamono olo." Raha tsy minjanganjanga anareo, kanefa mamono olo, da lasa mpandinika lalana.

1
02/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Noho izany mizakà sy magnambora ame izay ho tsaraigny ame lalàgn'e fahafana.\v 13 Fa e fitsara da hoavy tsy misy famindram-po amindreo izay tsy nagnambara famindram-po. Ary e famindram-po da mandresy e fitsara.

1
02/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ino gne tsara, sa ralahiko, raha mizaka olo raiky fa manampinoa izy, kanafa tsy misy asa? Afaka hamojy enazy me izany finoa izany? \v 15 Anio hoe rahalahy na anakavy ratsy fisikina sy tsy ampy sakafo isan-andro.\v 16 Anio hoe misy raiky aminareo mizakka amindreo hoe: "Mandehana ampiadana, magnamboara mafana da mivokisa." Raha tsy magnome endreo e raha tadiaviny ho an'e vatany enareo ino e maharatsy anizany?\v 17 Da akô izany koa e finoa, raha tsy misy asa izany da maty.

1
02/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Nefa mety misy olo mizaka hoe:" manam-pinoa enao,ary iao managn-asa." Aboay enahy e finoanao tsy misy asa, da habôkiko enao koa e finoako ame alalan-e asako. \v 19 Enao da mino fa raiky avao e Zagnahary; tsara izany amboarinao izany. Fa ndre gne demonia da mino anizany, da nangitakitaky indreo.\v 20 Tianareo ho fantary me , sa rahalahy adala, fa e finoa tsy misy asa da tsisy ilagny enazy? [Fanamariahana: gne dika-teny sasany da mamaky hoe: " Tianareo ho fntary me , ry lehilahy adala, hoe nagnino e finoa tsy misy asa gne maty?"]

1
02/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Tsy tame gn'asa koa me gne nagnamarinagny an-i Abrahama iabatsika raha nagnomè an'Isaka zanany lehilhy, teo ame alitara izy?\v 22 Hitanao fa e finoa da niasa niaraky tame gn'asany, ary ame asa da nivôtry tanterakye finoany . \v 23 Da tanteraky e soratra Masina izay mizaka hoe:" Abrahama nino en'Andriamanitra , da nisagny taminay ho zavatra marigny izany ,"ary izy nangia hoe sakezan'Andriamanitry. \v 24 Hitanareo izany fa ame asa e anamarigna gn'olo, fa tsy amae fino fotsiny avao.

1
02/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Toy izany koa , i Rahaba mpivarotegna tsy nohamarinigny tame asa avaokoa me izy , raha nadray gn'iraky sy nandefa endreo tame lalankafa? \v 26 Fa maty itegna raha misaraky ame fagnahy ,da mitovy amizany koa gne finoa tsy misy asa da maty.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
JAKOBA TOKO FAHA 2

View File

@ -2,6 +2,7 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -16,6 +17,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> 50dc8594cf96743489232a6999ae583fa0f701dd
=======
>>>>>>> 29082f336453a4bb21c3f0f5b852472e35a99c6d
=======
>>>>>>> cf97be87255b5db270f85a872bda954000d064ec
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -46,6 +49,7 @@ No warranties are given. The license may not give you all of the permissions nec
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 7cd5b63fb1d46404c824345ad4bf60573ba44b37
=======
>>>>>>> 2bf42a0b392b424f3422b07957562c1a49bca51b
@ -53,3 +57,5 @@ No warranties are given. The license may not give you all of the permissions nec
>>>>>>> 50dc8594cf96743489232a6999ae583fa0f701dd
=======
>>>>>>> 29082f336453a4bb21c3f0f5b852472e35a99c6d
=======
>>>>>>> cf97be87255b5db270f85a872bda954000d064ec

View File

@ -36,7 +36,8 @@
"MAD132",
"MAD133",
"MAD136",
"MAD134"
"MAD134",
"MAD135"
],
"finished_chunks": [
"05-01",
@ -73,6 +74,16 @@
"03-09",
"03-13",
"03-15",
"03-11"
"03-11",
"02-title",
"02-05",
"02-10",
"02-14",
"02-25",
"02-08",
"02-12",
"02-18",
"02-21",
"02-01"
]
}