\v 25 Toy izany koa , i Rahaba mpivarotegna tsy nohamarinigny tame asa avaokoa me izy , raha nadray gn'iraky sy nandefa endreo tame lalankafa? \v 26 Fa maty itegna raha misaraky ame fagnahy ,da mitovy amizany koa gne finoa tsy misy asa da maty.