tkg_jas_text_reg/02/12.txt

1 line
220 B
Plaintext

\v 12 Noho izany mizakà sy magnambora ame izay ho tsaraigny ame lalàgn'e fahafana.\v 13 Fa e fitsara da hoavy tsy misy famindram-po amindreo izay tsy nagnambara famindram-po. Ary e famindram-po da mandresy e fitsara.