tkg_jas_text_reg/02/21.txt

1 line
493 B
Plaintext

\v 21 Tsy tame gn'asa koa me gne nagnamarinagny an-i Abrahama iabatsika raha nagnomè an'Isaka zanany lehilhy, teo ame alitara izy?\v 22 Hitanao fa e finoa da niasa niaraky tame gn'asany, ary ame asa da nivôtry tanterakye finoany . \v 23 Da tanteraky e soratra Masina izay mizaka hoe:" Abrahama nino en'Andriamanitra , da nisagny taminay ho zavatra marigny izany ,"ary izy nangia hoe sakezan'Andriamanitry. \v 24 Hitanareo izany fa ame asa e anamarigna gn'olo, fa tsy amae fino fotsiny avao.