Fri Jan 24 2020 15:36:49 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 15:36:50 -05:00
commit 8ecfffbf83
10 changed files with 25 additions and 2 deletions

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 E rahalahy, ka da mizaka ho mpampianatry zakabe evao anareo, satria fatanareo fa mafimafy gne hitsara anay mpampianatry. \v 2 Fa tafato ame raha maro isika agnaby. Fa raha misy olo tsy tafato ame zaka, da izy gne tena lehilahy ka mahafehy gne tegnany evakoa.

1
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Raha ishentsika lamboridy gne vavagne soavaly mba hanarahany asika, da minday gne tegnany agnaby isika. \v 4 Iteo koa gne sambo, na da zakabe aza ka hindesin'ny rivotra mahery, da ahodin'ny gne familia kidy evao izy ho ame tian'ē mpitondra itondra anazy.

1
03/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Da akô izà evakoa gne lela, rantsany kidy izy, kanefa miteratera fatratry. Hiteo evakoa gne hakidin'ny gn'afo izay mandoro gn'ala zakabe. \v 6 Ka gn'afo gne lela, da gne faharatsia tsy hita farany. Ame momba gne tegnatsika da gne lela no mampiteboteboky gne tegna agnaby ka mampirehitra izao raha rehetra izao. Sady arehitrin'ny helo izy.

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Fa folaky evakoa gne karazam-biby agnala agnaby, gne voro sy gne biby mandady ary gn'andranomashy, eka, voafolaky gne olombelo iregny. \v 8 Fa tsy misy olo mahafolaky e lela, zava-dratsy tsy manam-pegnena izy gne sady feno ahody mahafaty.

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Amin'io gne ideratsika gne Tompo sy gne Ray, ary amin'io evakoa gne anozonantsika olo, izay nany araka gne endrik'Andriamanitra. \v 10 Gne vava raiky evao gne iboahan'ny gne fisaora sy gne fagnozona. E rahalahy, tsy mety izà ra misy.

1
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Gne loharano za da mamoaky rano mamy sy mangidy avy ame fiboany? \v 12 E rahalahy, gne aviavy za da mety mamoa voan'oliva? na gne voaloboky mamoa voan'aviavy? Akô izà gne rano masimasy tsy mba iboagne mamy.

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Ia aminareo gne hendry tsy mana-paheza? Aoky hasheony ame fitondran-tegna tsara gne ashany ame fahalemem-pagna gne fahendrē. \v 14 Fa ra misy fialogna miretry amponareo, ka miteratera na mavandy manohitry gne marigny.

1
03/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Izà fahendre izà da tsy avy agny akaboa, fa araka gne ety an-tany evakoa, araka gne nofo, araka gne devoly. \v 16 Fa izay misy fialonagny sy fagnirian-daza da misy fikorotagna hatramin'ny gne asa ratsy rehetra. \v 17 Fa gne fahendrē izay avy any ankaboa da madio tsara, ary tia fihavagna, mandefitry, mora alatry, be famindram-po sy be voka-tsoa, tsy mirendrē na miatsara-velatsy. \v 18 Ary gne vokatry gne fahamarina da voafafy am-piadagna eo anatrehandreo izay mampihava.

View File

@ -1,6 +1,7 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -13,6 +14,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> 2bf42a0b392b424f3422b07957562c1a49bca51b
=======
>>>>>>> 50dc8594cf96743489232a6999ae583fa0f701dd
=======
>>>>>>> 29082f336453a4bb21c3f0f5b852472e35a99c6d
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -42,8 +45,11 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 7cd5b63fb1d46404c824345ad4bf60573ba44b37
=======
>>>>>>> 2bf42a0b392b424f3422b07957562c1a49bca51b
=======
>>>>>>> 50dc8594cf96743489232a6999ae583fa0f701dd
=======
>>>>>>> 29082f336453a4bb21c3f0f5b852472e35a99c6d

View File

@ -35,7 +35,8 @@
"translators": [
"MAD132",
"MAD133",
"MAD136"
"MAD136",
"MAD134"
],
"finished_chunks": [
"05-01",
@ -64,6 +65,14 @@
"01-09",
"01-06",
"01-04",
"01-01"
"01-01",
"03-01",
"03-03",
"03-05",
"03-07",
"03-09",
"03-13",
"03-15",
"03-11"
]
}