Mon Mar 16 2020 12:09:55 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-16 12:09:55 +03:00
commit c83503eee9
25 changed files with 56 additions and 2 deletions

1
12/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Noho izany, voadidy vavolombelo maro be mitovy ame mika,da andea isika agnapetraky e vesatry agnaby sy gne fotoa maro manodidy entsika. Andeha isika hihazakazaky am-paharetana e fihazakazaha izay napetraky teo alohantsika.\v 2 Andeha isika hitandrina amin'i Jesosy, e mpampiatomboky sy mpagnantanteraky gne finoa. Fa nonon' gne hafalia izay napetraky teo agnatreany, da niaritry e hazofijalia Izy, tsy niraharaha gne hegnatr'izany, ary nipetraky teo an-tagna an-kavanan'e seza volamenan'Andrimanitra. \v 3 Noho izany eritrereto e momba Azy,gne raiky niaritry fanohera mitovy izany avy tamindreo mpanota hanohitry e tegnany, mba tsy ho valaky ao am-ponareo enareo ka ilefotry.

1
12/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Tsy mbola nanohitry enareo na nikinia hanohitry e fahota hatramin' e fahalatsahan-drà, \v 5 ary adignonareo gne fampahereza izay nampianary enareo mitovy ame zanaky hoe; "Ry zanako lahy, ka magnameva e dinan' i Tompo, na mihavalaky raha ahitsiny enareo." \v 6 Fa e Tompo magnafay agnaby izay tiany, ary Izy magnasazy gne zanaky tsiraikiraiky izay resiny.

1
12/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Mereta fijalia akoie dina. Andrimanitra d minday enareo akoie zanaky. Fa zanaky ino gne teo ka tsy nofoizin' e rainy? \v 8 Fa raha tsy mana dina enareo, izay anagnan' gnolo agnaby, da zazasary enereo fa tsy zanany.

1
12/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ary koa,nana gne ray ara-nofo akoie mpagnafay isika, ary nagnaja endreo isika. Tsy tokony hagneky kokoa e Rain'gne fagnahy me isika ary ho velo? \v 10 Fa ery gnagnilany, gne raintsika nagnafay antsika nandrity gn'andro tsy maro araky gne marigne tamindreo. \v 11 Nefa eo agnilany, andrimanitra nagnano enizany ho an' zay tsara ho antsika mba hafahantsika mana anjara ame fahamasignany. Tsy misy famaiza miboda ho mahafinaritry, fa mangotsikotsiky aza. Kanefa izany tsy ho ela da mamokatry e vokatry feno fiadagnan'e fahamarigna ho andreo izay nazariny tamizany.

1
12/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Noho izany hitahy gne tagnanareo izay miraviravy sy gne pokopoko malemy. \v 13 Magnambora lala maihitsy ho an' gne tombokareo, mba izay malemy da tsy hipitsoky fa ho salama aza.

1
12/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Magniagna fiadagna miaraky amè gn'olo agnaby, ary e fahamasigna evakoa izay tsy hahitania na is gne Tompo Raha tsy miaraky amizany. \v 15 Mitandrema mba tsy hisy na is na is tsy hana gne fahasoavan'Andriamanitra, ary tsy hisy vahatriny faharatsia mitombo hiteraky korota, mba tsy ho maro gne lasa voaloto amizany. \v 16 Mitandrema mba tsy hisy fijangajanga na olo tsy an'Andriamanitra mitovy am'i Esao, izay nivarotra gne fizokiany ho an'ny sakafo raiky. \v 17 Fa enareo mahafantatry fa raha afaky izany, raha nagniry gne handoava gne fitahia izy, da nandana, satria tsy nahita iraky amè fibebaha izy, ndre da nitadia izany tamin-dranomaso.

1
12/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Fa enereo tsy avy teo amè vohitry izay tsy azo kasihy, vohitry gn'afo magnoro, hamizigna, fahamaizigna, ary rivotry. \v 19 Enareo da tsy teo amè trompetra magneno mafy, na teo amè feo izay mizaka gne zaka izay e mpiteno anizany da nangataka mba tsy hisy zaka hafa ha zakay amindreo. \v 20 Fa indreo tsy afaky niaritry izay nodidia hoe;" ndrè gne biby mikasiky e vohitry koa, da tsy maintsy ho toraham-bato izany." [ fagnamaria: É dika-zaka sasany taloha da mivaky akoizao: "" ndrè da biby raiky mikasiky gnebvohitry koa, da tsy maintsy ho toraha-bato izany na ho vony amèzana-tsipiky.""] \v 21 Fa mampataotry lotry gne fahità izay nozakain' i Mosesy hoe:" Mangorohoro iaho ary mangitakitaky.

1
12/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Fa enareo, da avy teo amè vohitry Ziona ary teo amè tanànan'Andriamanitra velo, gne Jerosalema agny an-dagnitry, ary teo amindreo anjely agn'align'aliny tamè fankalaza. \v 23 Enareo da avy teo amè gnantokon'olon' e volohan-teraky, izay vosoratry agnara agny an-dagnitry. Enao da avy teo amin'Andrimanitra, gne Mpitsara gn'olo agnaby, ary teo amindreo fagnahin-dreo olon' gne fahamarigna izay namboary tsara. \v 24 Enareo da avy teo amin'i Jesosy, gne mpanalalagna e fagnekè vaovao, ary teo amè rà latsaky izay tsara mihotry noho gne ràn'i Abela.

1
12/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Ôka enareo tsy handà gne raiky izay mizaka. Fa raha tsy nilefa indreo tamindreo nanà gne raiky izay nampitandrina endreo tetoa an-tany, da kidikidy gne hilefantsika raha magnadidy am'gne raiky izay mampitandrina antsika avy agny an-dagnitry. \v 26 Tamè fotoa raiky, gne feony nagnongozo e zaka. Fa amizao Izy nampagnategna sy nizaka hoe: " Mbola hagnozongozo evakoa mandehana tsy gne tany avao iaho, fa gne lagnitry evakoa."

1
12/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Gne zaka, "Indray mandeha koa" , da midika gne famindara gne rahà izay afaky hozongozogny, mba hipetraky gne rahà izay tsy azo hozongozogny. \v 28 Noho izany, satria mandray fanjaka izay tsy azo hozongozogny, da ôka ho mpagneky isika ary amizany fomba zany da hidera an'Andriamanitra am-pagnaja zakabe sy amin-taotry. \v 29 Fa gn'Andrimanitra da afo mandevo.

1
12/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
HEBREO Toko faha 12

1
13/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ôka hitohy gne fitiava ara-pirahalahia. \v 2 Kamadigno gne fampiatragnoa gne vahiny. Fa tamin'gne alalan'izany, gne nagnembaren'e sasany fampiatragnoa gn'anjely nefa tsy fantany izany.

1
13/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Tsarovo gne vogadra, akoie niaraky vofehy tamindreo enao. Tsarovy gne izay nampahoria, akoie indreo evakoa enareo amè vata. \v 4 Ôka ho hajain' gne tsiraikiraiky gne fanambadia. Ô gne fandrian'gne mpanambady mba hadio, fa Andriamanitra da hitsara gne mpangala-badin'olo sy gne mpijanganjanga.

1
13/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Avelay gne fitondran-tegnanareo ho afaky amin'ny gne fitiavam-bola. Mifalia amignè rahà izay anagnanareo, satria Andrimanitra tegnany da nizaka hoe: "Iaho da tsy hiala enareo mihitsy,na hahafoy enareo koa." \v 6 Aleo isika ho faly mba ho sahy hizaka hoe: " Gne Tompo gne Mpamonjiko; ka tsy hataotry iaho. Ino gne azon' gnolo amboary aminahy?

1
13/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Hevero gne mpitariky enereo, gne izay nizaka gne Zakan'Andriamanitra taminareo, ary hevero gne vokatrè fihetsikindreo. Aleo mitovy ame finoandreo. \v 8 Jesosy Kristy da tsy miova omaly, sy androany, ary mandrakizay.

1
13/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ka magneky hindesy amegnè karaza fampianara hafahafa. Fa tsara raha tokony hamafisy amè fahasoava gne fo, fa tsy amè hany izay tsy magnampy gne izay mandeha miaraky amindreo. \v 10 Isika da mana alitara izay tsy anagnandreo izay manompo gne tabernakely fahefa hihina. \v 11 Fa gne ràn'gne biby novony an'ny sorona ho an'gnota da nentin'gne mpisoronsbe tao amè toera masina, nandritr'izany gne vatandreo da noroa tagny ambadiky gne toby.

1
13/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Noho izany Jeosy evakoa da nijaly tagny ambadikiky gne vavahadin'gne tanà, mba hagnamasy gne vahoaky amin'gnalalan'e ràny manoka. \v 13 Andeha isika noho iany ho angy Aminazy agny ambadikin'e toby, hinday gne fahafaham-baraka. \v 14 Fa tsy mana tanà mahadigny isika ety. Ndre izany, mandigny gne raiky izay ho avy isika.

1
13/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Amè gnalalany, ary, da atsika isika hanolotry gne fanati-pidera ho an'Andrimanitra malaky, fidera vokatry gne molotry izay magneky gnagnarany. \v 16 Aleo tsy adignoitsika gne magnano tsara sy magnampy gne tsiraikiraiky, fa amè fanatitry akoizany gne tena mahafaly an'Andrimanitra. \v 17 Magnaraha sy magneke gne mpitariky enareo, fa izy gne mahita gne fagnambaranareo, akoignè izay hagnano tatitry. Magnaraha mba hagnanoizay am-pifalia gne mpinday enareo, fa tsy amin-akamoa, izay lasa tsy misy dikany ho anareo.

1
13/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Mivavaha ho anay, fa iay da nino fa mana feon'e fieritrereta madio ary magniry hiaigny am-pahamarigna gne rahà agnaby. \v 19 Manosiky enareo zakaba iaho mba hagnano izany, ka mba hiverigny malaky aminareo iaho.

1
13/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Ary gn'Andriamanitra gne fiadana, izay nananga tamè maty gne mpiandry ondry zakabe, e Tompontsika Jesosy, tamè gnalalan'e ràn'ny fagnekè mandrakizay, \v 21 da hagnatsara enareo amè gn'asa tsara angaby mba hagnamboara e sitrapony. Izy gne hiasa ao anatintsika izay tena isaora eo agnatrehany, amè gn'alalan'i Jesosy Kristy, izay home gne voninahitry mandrakizay. Ameno.

1
13/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Ary mankahery enareo iaho, ry rahalahy, mba hinday e zakan'e fampahereza izay nosoratako fohy ho anareo. \v 23 Fantaro fa efa nahafa Timoty rahalahintsika, izay hiaraky aminahy agnety enareo raha avy aloha izy.

1
13/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Amboaro veloma gne mpitariky enareo agnaby sy gne mpino agnaby. \v 25 Indreo izay avy agny Italia da magnano veloma enareo. Ho aminareo agnaby gne fahasoava.

1
13/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
HEBREO Toko faha 13

View File

@ -2,11 +2,15 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> 39bb32902554a16ecf21598d1df50cb6e85ba4fd
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> ea6fdaea29f21afda3754c3f8d933844772fa07e
### You are free to:
@ -30,7 +34,10 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> 39bb32902554a16ecf21598d1df50cb6e85ba4fd
=======
>>>>>>> ea6fdaea29f21afda3754c3f8d933844772fa07e

View File

@ -33,7 +33,8 @@
],
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD132"
"MAD132",
"MAD135"
],
"finished_chunks": [
"front-title",
@ -148,6 +149,29 @@
"09-03",
"09-06",
"09-08",
"09-11"
"09-11",
"12-01",
"12-04",
"12-07",
"12-09",
"12-12",
"13-24",
"13-22",
"13-20",
"12-14",
"12-18",
"12-title",
"13-title",
"13-01",
"13-03",
"13-09",
"12-22",
"12-25",
"12-27",
"13-05",
"13-07",
"13-12",
"13-15",
"13-18"
]
}