tkg_heb_text_reg/12/01.txt

1 line
685 B
Plaintext

\v 1 Noho izany, voadidy vavolombelo maro be mitovy ame mika,da andea isika agnapetraky e vesatry agnaby sy gne fotoa maro manodidy entsika. Andeha isika hihazakazaky am-paharetana e fihazakazaha izay napetraky teo alohantsika.\v 2 Andeha isika hitandrina amin'i Jesosy, e mpampiatomboky sy mpagnantanteraky gne finoa. Fa nonon' gne hafalia izay napetraky teo agnatreany, da niaritry e hazofijalia Izy, tsy niraharaha gne hegnatr'izany, ary nipetraky teo an-tagna an-kavanan'e seza volamenan'Andrimanitra. \v 3 Noho izany eritrereto e momba Azy,gne raiky niaritry fanohera mitovy izany avy tamindreo mpanota hanohitry e tegnany, mba tsy ho valaky ao am-ponareo enareo ka ilefotry.