tkg_heb_text_reg/12/09.txt

1 line
570 B
Plaintext

\v 9 Ary koa,nana gne ray ara-nofo akoie mpagnafay isika, ary nagnaja endreo isika. Tsy tokony hagneky kokoa e Rain'gne fagnahy me isika ary ho velo? \v 10 Fa ery gnagnilany, gne raintsika nagnafay antsika nandrity gn'andro tsy maro araky gne marigne tamindreo. \v 11 Nefa eo agnilany, andrimanitra nagnano enizany ho an' zay tsara ho antsika mba hafahantsika mana anjara ame fahamasignany. Tsy misy famaiza miboda ho mahafinaritry, fa mangotsikotsiky aza. Kanefa izany tsy ho ela da mamokatry e vokatry feno fiadagnan'e fahamarigna ho andreo izay nazariny tamizany.