tkg_heb_text_reg/13/20.txt

1 line
381 B
Plaintext

\v 20 Ary gn'Andriamanitra gne fiadana, izay nananga tamè maty gne mpiandry ondry zakabe, e Tompontsika Jesosy, tamè gnalalan'e ràn'ny fagnekè mandrakizay, \v 21 da hagnatsara enareo amè gn'asa tsara angaby mba hagnamboara e sitrapony. Izy gne hiasa ao anatintsika izay tena isaora eo agnatrehany, amè gn'alalan'i Jesosy Kristy, izay home gne voninahitry mandrakizay. Ameno.