tkg_heb_text_reg/12/14.txt

1 line
651 B
Plaintext

\v 14 Magniagna fiadagna miaraky amè gn'olo agnaby, ary e fahamasigna evakoa izay tsy hahitania na is gne Tompo Raha tsy miaraky amizany. \v 15 Mitandrema mba tsy hisy na is na is tsy hana gne fahasoavan'Andriamanitra, ary tsy hisy vahatriny faharatsia mitombo hiteraky korota, mba tsy ho maro gne lasa voaloto amizany. \v 16 Mitandrema mba tsy hisy fijangajanga na olo tsy an'Andriamanitra mitovy am'i Esao, izay nivarotra gne fizokiany ho an'ny sakafo raiky. \v 17 Fa enareo mahafantatry fa raha afaky izany, raha nagniry gne handoava gne fitahia izy, da nandana, satria tsy nahita iraky amè fibebaha izy, ndre da nitadia izany tamin-dranomaso.