Fri Nov 15 2019 21:44:49 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-15 21:44:50 -08:00
parent 5f9c85ef6a
commit 54b1e56d3b
5 changed files with 11 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 Fa ny fampagnantenana tamin'i Abrahama sy reo taragnany fa ho mpandovan'zao tontolo zao izy de tsy avy amin'ny alalan'ny lalàna fa avy amin'ny alalan'ny fahamarinan'ny finôna. Fa ra reo ze miaigna amin'ny lalàna no na mpandova, de ho fagna ny finôna, ary tsisy ilàna an'azy ny fampagnantenana. Satria ny didy de mitôndra amin'ny fahatezeragna, fa aigny am'ze tsisy lalàna, de misy fandikan-dalàna.
\v 13 Fa ny fampagnantenana tamin'i Abrahama sy reo taragnany fa ho mpandovan'zao tontolo zao izy de tsy avy amin'ny alalan'ny lalàna fa avy amin'ny alalan'ny fahamarinan'ny finôna. \v 14 Fa ra reo ze miaigna amin'ny lalàna no na mpandova, de ho fagna ny finôna, ary tsisy ilàna an'azy ny fampagnantenana. \v 15 Satria ny didy de mitôndra amin'ny fahatezeragna, fa aigny am'ze tsisy lalàna, de misy fandikan-dalàna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 NA de takeo aza reo zava-gnitranga takaigny ambelany, de natoky tanteraka an'Andriamanitra i Abrahama amin'ny ho avy. Ka tônga rain'ny firenenana maro izy, araka ze efa vôlaza hoe: " Ho sahala am'zany ny taranakao".\v 19 Tsy navozo tamin'ny finôna izy. Hain'i Abrahama fa tsy afaka ny hanan-taranaka izy ( satria efa eo amin'ny zato taogna teo ho eo izy). Nagneky iany kô izy fa ny kibon'i Saraha de tsy afaka ny hitondra vohoka tsony.
\v 18 Na de takeo aza reo zava-gnitranga takaigny ambelany, de natoky tanteraka an'Andriamanitra i Abrahama amin'ny ho avy. Ka tônga rain'ny firenenana maro izy, araka ze efa vôlaza hoe: " Ho sahala am'zany ny taranakao". \v 19 Tsy navozo tamin'ny finôna izy. Hain'i Abrahama fa tsy afaka ny hanan-taranaka izy ( satria efa eo amin'ny zato taogna teo ho eo izy). Nagneky iany kô izy fa ny kibon'i Saraha de tsy afaka ny hitondra vohoka tsony.

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 \v 21 \v 22 Nefa noho ny fampantegnan'Andriamanitra, de tsy nitaredretra tamin'ny tsy finôna i Abrahama. Fa kôsany,niha-natanjaka tamin'ny finôna izy ary nidea an'Andriamanitra. Resy lahatra tantraka izy fa ze nampagnantenain'Andriamanitra, de azony ataony iany kô. Noho zany de nisaiana ho an'azy ho fahamarignana zany.
\v 20 Nefa noho ny fampantegnan'Andriamanitra, de tsy nitaredretra tamin'ny tsy finôna i Abrahama. Fa kôsany,niha-natanjaka tamin'ny finôna izy ary nidea an'Andriamanitra. \v 21 Resy lahatra tantraka izy fa ze nampagnantenain'Andriamanitra, de azony ataony iany kô. \v 22 Noho zany de nisaiana ho an'azy ho fahamarignana zany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 \v 24 \v 25 Ary de tsy nosoratana ho n'ny tombotsoany raika iany zany, fa nisaina ho anazy zany. Nosoratana ho antsika iany kô zany, ho an'ze hanisana an'zany, tsika ze minon Anazy ze nagnangana an'i jesôsy Tompontsika tamin'ny maty. Izy le tokana natolotra noho reo fahotantsika ary novelomina mba hanamarina antsika.
\v 23 Ary de tsy nosoratana ho n'ny tombotsoany raika iany zany, fa nisaina ho anazy zany. \v 24 Nosoratana ho antsika iany kô zany, ho an'ze hanisana an'zany, tsika ze minon Anazy ze nagnangana an'i jesôsy Tompontsika tamin'ny maty. \v 25 Izy le tokana natolotra noho reo fahotantsika ary novelomina mba hanamarina antsika.

View File

@ -90,6 +90,13 @@
"04-01",
"04-04",
"04-06",
"04-09",
"04-11",
"04-13",
"04-16",
"04-18",
"04-20",
"04-23",
"05-title",
"05-01",
"05-03",