From 54b1e56d3b484431aab3ceced77413073178d516 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Fri, 15 Nov 2019 21:44:50 -0800 Subject: [PATCH] Fri Nov 15 2019 21:44:49 GMT-0800 (Pacific Standard Time) --- 04/13.txt | 2 +- 04/18.txt | 2 +- 04/20.txt | 2 +- 04/23.txt | 2 +- manifest.json | 7 +++++++ 5 files changed, 11 insertions(+), 4 deletions(-) diff --git a/04/13.txt b/04/13.txt index 3d9722b..8107055 100644 --- a/04/13.txt +++ b/04/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 \v 15 Fa ny fampagnantenana tamin'i Abrahama sy reo taragnany fa ho mpandovan'zao tontolo zao izy de tsy avy amin'ny alalan'ny lalàna fa avy amin'ny alalan'ny fahamarinan'ny finôna. Fa ra reo ze miaigna amin'ny lalàna no na mpandova, de ho fagna ny finôna, ary tsisy ilàna an'azy ny fampagnantenana. Satria ny didy de mitôndra amin'ny fahatezeragna, fa aigny am'ze tsisy lalàna, de misy fandikan-dalàna. \ No newline at end of file +\v 13 Fa ny fampagnantenana tamin'i Abrahama sy reo taragnany fa ho mpandovan'zao tontolo zao izy de tsy avy amin'ny alalan'ny lalàna fa avy amin'ny alalan'ny fahamarinan'ny finôna. \v 14 Fa ra reo ze miaigna amin'ny lalàna no na mpandova, de ho fagna ny finôna, ary tsisy ilàna an'azy ny fampagnantenana. \v 15 Satria ny didy de mitôndra amin'ny fahatezeragna, fa aigny am'ze tsisy lalàna, de misy fandikan-dalàna. \ No newline at end of file diff --git a/04/18.txt b/04/18.txt index 310d990..4e16b66 100644 --- a/04/18.txt +++ b/04/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 NA de takeo aza reo zava-gnitranga takaigny ambelany, de natoky tanteraka an'Andriamanitra i Abrahama amin'ny ho avy. Ka tônga rain'ny firenenana maro izy, araka ze efa vôlaza hoe: " Ho sahala am'zany ny taranakao".\v 19 Tsy navozo tamin'ny finôna izy. Hain'i Abrahama fa tsy afaka ny hanan-taranaka izy ( satria efa eo amin'ny zato taogna teo ho eo izy). Nagneky iany kô izy fa ny kibon'i Saraha de tsy afaka ny hitondra vohoka tsony. \ No newline at end of file +\v 18 Na de takeo aza reo zava-gnitranga takaigny ambelany, de natoky tanteraka an'Andriamanitra i Abrahama amin'ny ho avy. Ka tônga rain'ny firenenana maro izy, araka ze efa vôlaza hoe: " Ho sahala am'zany ny taranakao". \v 19 Tsy navozo tamin'ny finôna izy. Hain'i Abrahama fa tsy afaka ny hanan-taranaka izy ( satria efa eo amin'ny zato taogna teo ho eo izy). Nagneky iany kô izy fa ny kibon'i Saraha de tsy afaka ny hitondra vohoka tsony. \ No newline at end of file diff --git a/04/20.txt b/04/20.txt index c143492..1b28648 100644 --- a/04/20.txt +++ b/04/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 \v 22 Nefa noho ny fampantegnan'Andriamanitra, de tsy nitaredretra tamin'ny tsy finôna i Abrahama. Fa kôsany,niha-natanjaka tamin'ny finôna izy ary nidea an'Andriamanitra. Resy lahatra tantraka izy fa ze nampagnantenain'Andriamanitra, de azony ataony iany kô. Noho zany de nisaiana ho an'azy ho fahamarignana zany. \ No newline at end of file +\v 20 Nefa noho ny fampantegnan'Andriamanitra, de tsy nitaredretra tamin'ny tsy finôna i Abrahama. Fa kôsany,niha-natanjaka tamin'ny finôna izy ary nidea an'Andriamanitra. \v 21 Resy lahatra tantraka izy fa ze nampagnantenain'Andriamanitra, de azony ataony iany kô. \v 22 Noho zany de nisaiana ho an'azy ho fahamarignana zany. \ No newline at end of file diff --git a/04/23.txt b/04/23.txt index 5a64ac3..b74e3ab 100644 --- a/04/23.txt +++ b/04/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 \v 24 \v 25 Ary de tsy nosoratana ho n'ny tombotsoany raika iany zany, fa nisaina ho anazy zany. Nosoratana ho antsika iany kô zany, ho an'ze hanisana an'zany, tsika ze minon Anazy ze nagnangana an'i jesôsy Tompontsika tamin'ny maty. Izy le tokana natolotra noho reo fahotantsika ary novelomina mba hanamarina antsika. \ No newline at end of file +\v 23 Ary de tsy nosoratana ho n'ny tombotsoany raika iany zany, fa nisaina ho anazy zany. \v 24 Nosoratana ho antsika iany kô zany, ho an'ze hanisana an'zany, tsika ze minon Anazy ze nagnangana an'i jesôsy Tompontsika tamin'ny maty. \v 25 Izy le tokana natolotra noho reo fahotantsika ary novelomina mba hanamarina antsika. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index d152daa..a03eb69 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -90,6 +90,13 @@ "04-01", "04-04", "04-06", + "04-09", + "04-11", + "04-13", + "04-16", + "04-18", + "04-20", + "04-23", "05-title", "05-01", "05-03",