plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/04/20.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 20 Nefa noho ny fampantegnan'Andriamanitra, de tsy nitaredretra tamin'ny tsy finôna i Abrahama. Fa kôsany,niha-natanjaka tamin'ny finôna izy ary nidea an'Andriamanitra. \v 21 Resy lahatra tantraka izy fa ze nampagnantenain'Andriamanitra, de azony ataony iany kô. \v 22 Noho zany de nisaiana ho an'azy ho fahamarignana zany.