plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/04/13.txt

1 line
423 B
Plaintext

\v 13 Fa ny fampagnantenana tamin'i Abrahama sy reo taragnany fa ho mpandovan'zao tontolo zao izy de tsy avy amin'ny alalan'ny lalàna fa avy amin'ny alalan'ny fahamarinan'ny finôna. \v 14 Fa ra reo ze miaigna amin'ny lalàna no na mpandova, de ho fagna ny finôna, ary tsisy ilàna an'azy ny fampagnantenana. \v 15 Satria ny didy de mitôndra amin'ny fahatezeragna, fa aigny am'ze tsisy lalàna, de misy fandikan-dalàna.