plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/04/23.txt

1 line
326 B
Plaintext

\v 23 Ary de tsy nosoratana ho n'ny tombotsoany raika iany zany, fa nisaina ho anazy zany. \v 24 Nosoratana ho antsika iany kô zany, ho an'ze hanisana an'zany, tsika ze minon Anazy ze nagnangana an'i jesôsy Tompontsika tamin'ny maty. \v 25 Izy le tokana natolotra noho reo fahotantsika ary novelomina mba hanamarina antsika.