Fri Nov 15 2019 22:10:42 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-15 22:10:42 -08:00
parent 1ee1668376
commit 927b3cc7c6
5 changed files with 9 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 \v 8 \v 9 Am'zao fotôna zao mandidy anareo zahay, ry rahalà amin',ny Agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika, mba hiala amin-jareo ra daôly ze miaigna akao agnatin'ny akamôna sy tsy arak'reo fomban-drazagna ze niraisinareo fa taminay. \v 7 Fa nareo tegnanareo de mafantara fa mety aminareo ny ôtra'nay. Tsy niaigna takeo anivonareo ôtran'ireo ze tsy nagnan itsipika zahay. Tsy nihignana ahani'ôlo tsy nandô vola zahay. Fa kosa niasa andro amagnalinas tamin'ny asa sarotra sy ny ra sarotra zahay,mba tsy ho enta-mavesatra ho an'ny tsiraikaraika nareo. tsy hoe nohon'ny tsy fanagnana fahefana no nagnaovanay zany . Fa kosa, nagnano zany zahay mba ho fitarattra ho anareo, ka mba hitôvy anay nareo.
\v 6 Am'zao fotôna zao mandidy anareo zahay, ry rahalà amin',ny Agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika, mba hiala amin-jareo ra daôly ze miaigna akao agnatin'ny akamôna sy tsy arak'reo fomban-drazagna ze niraisinareo fa taminay. \v 7 Fa nareo tegnanareo de mafantara fa mety aminareo ny ôtra'nay. Tsy niaigna takeo anivonareo ôtran'ireo ze tsy nagnan itsipika zahay. \v 8 Tsy nihignana ahani'ôlo tsy nandô vola zahay. Fa kosa niasa andro amagnalinas tamin'ny asa sarotra sy ny ra sarotra zahay,mba tsy ho enta-mavesatra ho an'ny tsiraikaraika nareo. \v 9 Tsy hoe nohon'ny tsy fanagnana fahefana no nagnaovanay zany . Fa kosa, nagnano zany zahay mba ho fitarattra ho anareo, ka mba hitôvy anay nareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 \v 12 Rafa ninaraka taminareo zahay de nandidy anareo hoe: "Ra misy raika tsy te hiasa, de tsy tokony ihinana izy." Fa maregny zahay fa miraviravy tagnana ny sasagny aminareo. Tsy miasa zareo fa mpitsabaka. Am'zao fotôna zao reo ôma ôtran'izany de didinay sy hanarinay amin'i Jesôsy Kristy Tompo; mba hiasa am-panginana sy ihinana ny ahanin-jareo manokana.
\v 10 Rafa ninaraka taminareo zahay de nandidy anareo hoe: "Ra misy raika tsy te hiasa, de tsy tokony ihinana izy." \v 11 Fa maregny zahay fa miraviravy tagnana ny sasagny aminareo. Tsy miasa zareo fa mpitsabaka. \v 12 Am'zao fotôna zao reo ôma ôtran'izany de didinay sy hanarinay amin'i Jesôsy Kristy Tompo; mba hiasa am-panginana sy ihinana ny ahanin-jareo manokana.

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 Fa nareo, ry rahalà, aza mamoy fo amin'ny fagnanovana ze marigna. ra misy tsy magneky ny tenintsika amin'ity taratasy ty, mario akeo amason'ny ôla izy ary aza magnana fifandraisana amin'azy, ka mety ho megnatra izy. Aza atao fahavalo izy, fa hanaro ho salan'ny rahalà.
\v 13 Fa nareo, ry rahalà, aza mamoy fo amin'ny fagnanovana ze marigna. \v 14 Ra misy tsy magneky ny tenintsika amin'ity taratasy ty, mario akeo amason'ny ôla izy ary aza magnana fifandraisana amin'azy, ka mety ho megnatra izy. \v 15 Aza atao fahavalo izy, fa hanaro ho salan'ny rahalà.

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 \v 17 \v 18 Fa le Tompon'ny fedagnana ane hagnome fedagnana an'nareo amin'ireo fotôna sy amin'ireo fomba daôly. Ho aminareo daôly ane ny Tompo, ty no fagnanovana veloma, zà Paoly tamin'ny tagnako, ze famantarana amin'ny taratasy daôly zao no soratro. Ny fahasoavan'i Kristy Kristy Tompontsika ane ho aminareo daôly.
\v 16 Fa le Tompon'ny fedagnana ane hagnome fedagnana an'nareo amin'ireo fotôna sy amin'ireo fomba daôly. Ho aminareo daôly ane ny Tompo. \v 17 ty no fagnanovana veloma, zà Paoly tamin'ny tagnako, ze famantarana amin'ny taratasy daôly zao no soratro. \v 18 Ny fahasoavan'i Kristy Kristy Tompontsika ane ho aminareo daôly.

View File

@ -54,6 +54,10 @@
"02-16",
"03-title",
"03-01",
"03-04"
"03-04",
"03-06",
"03-10",
"03-13",
"03-16"
]
}