From 927b3cc7c6406586d461e53643f25a29ef783a81 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Fri, 15 Nov 2019 22:10:42 -0800 Subject: [PATCH] Fri Nov 15 2019 22:10:42 GMT-0800 (Pacific Standard Time) --- 03/06.txt | 2 +- 03/10.txt | 2 +- 03/13.txt | 2 +- 03/16.txt | 2 +- manifest.json | 6 +++++- 5 files changed, 9 insertions(+), 5 deletions(-) diff --git a/03/06.txt b/03/06.txt index c7e0440..86a5097 100644 --- a/03/06.txt +++ b/03/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 8 \v 9 Am'zao fotôna zao mandidy anareo zahay, ry rahalà amin',ny Agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika, mba hiala amin-jareo ra daôly ze miaigna akao agnatin'ny akamôna sy tsy arak'reo fomban-drazagna ze niraisinareo fa taminay. \v 7 Fa nareo tegnanareo de mafantara fa mety aminareo ny ôtra'nay. Tsy niaigna takeo anivonareo ôtran'ireo ze tsy nagnan itsipika zahay. Tsy nihignana ahani'ôlo tsy nandô vola zahay. Fa kosa niasa andro amagnalinas tamin'ny asa sarotra sy ny ra sarotra zahay,mba tsy ho enta-mavesatra ho an'ny tsiraikaraika nareo. tsy hoe nohon'ny tsy fanagnana fahefana no nagnaovanay zany . Fa kosa, nagnano zany zahay mba ho fitarattra ho anareo, ka mba hitôvy anay nareo. \ No newline at end of file +\v 6 Am'zao fotôna zao mandidy anareo zahay, ry rahalà amin',ny Agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika, mba hiala amin-jareo ra daôly ze miaigna akao agnatin'ny akamôna sy tsy arak'reo fomban-drazagna ze niraisinareo fa taminay. \v 7 Fa nareo tegnanareo de mafantara fa mety aminareo ny ôtra'nay. Tsy niaigna takeo anivonareo ôtran'ireo ze tsy nagnan itsipika zahay. \v 8 Tsy nihignana ahani'ôlo tsy nandô vola zahay. Fa kosa niasa andro amagnalinas tamin'ny asa sarotra sy ny ra sarotra zahay,mba tsy ho enta-mavesatra ho an'ny tsiraikaraika nareo. \v 9 Tsy hoe nohon'ny tsy fanagnana fahefana no nagnaovanay zany . Fa kosa, nagnano zany zahay mba ho fitarattra ho anareo, ka mba hitôvy anay nareo. \ No newline at end of file diff --git a/03/10.txt b/03/10.txt index 669ea4a..9de2112 100644 --- a/03/10.txt +++ b/03/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 \v 12 Rafa ninaraka taminareo zahay de nandidy anareo hoe: "Ra misy raika tsy te hiasa, de tsy tokony ihinana izy." Fa maregny zahay fa miraviravy tagnana ny sasagny aminareo. Tsy miasa zareo fa mpitsabaka. Am'zao fotôna zao reo ôma ôtran'izany de didinay sy hanarinay amin'i Jesôsy Kristy Tompo; mba hiasa am-panginana sy ihinana ny ahanin-jareo manokana. \ No newline at end of file +\v 10 Rafa ninaraka taminareo zahay de nandidy anareo hoe: "Ra misy raika tsy te hiasa, de tsy tokony ihinana izy." \v 11 Fa maregny zahay fa miraviravy tagnana ny sasagny aminareo. Tsy miasa zareo fa mpitsabaka. \v 12 Am'zao fotôna zao reo ôma ôtran'izany de didinay sy hanarinay amin'i Jesôsy Kristy Tompo; mba hiasa am-panginana sy ihinana ny ahanin-jareo manokana. \ No newline at end of file diff --git a/03/13.txt b/03/13.txt index 5f90dea..90dda5f 100644 --- a/03/13.txt +++ b/03/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 \v 15 Fa nareo, ry rahalà, aza mamoy fo amin'ny fagnanovana ze marigna. ra misy tsy magneky ny tenintsika amin'ity taratasy ty, mario akeo amason'ny ôla izy ary aza magnana fifandraisana amin'azy, ka mety ho megnatra izy. Aza atao fahavalo izy, fa hanaro ho salan'ny rahalà. \ No newline at end of file +\v 13 Fa nareo, ry rahalà, aza mamoy fo amin'ny fagnanovana ze marigna. \v 14 Ra misy tsy magneky ny tenintsika amin'ity taratasy ty, mario akeo amason'ny ôla izy ary aza magnana fifandraisana amin'azy, ka mety ho megnatra izy. \v 15 Aza atao fahavalo izy, fa hanaro ho salan'ny rahalà. \ No newline at end of file diff --git a/03/16.txt b/03/16.txt index 814a8e5..9010095 100644 --- a/03/16.txt +++ b/03/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 \v 17 \v 18 Fa le Tompon'ny fedagnana ane hagnome fedagnana an'nareo amin'ireo fotôna sy amin'ireo fomba daôly. Ho aminareo daôly ane ny Tompo, ty no fagnanovana veloma, zà Paoly tamin'ny tagnako, ze famantarana amin'ny taratasy daôly zao no soratro. Ny fahasoavan'i Kristy Kristy Tompontsika ane ho aminareo daôly. \ No newline at end of file +\v 16 Fa le Tompon'ny fedagnana ane hagnome fedagnana an'nareo amin'ireo fotôna sy amin'ireo fomba daôly. Ho aminareo daôly ane ny Tompo. \v 17 ty no fagnanovana veloma, zà Paoly tamin'ny tagnako, ze famantarana amin'ny taratasy daôly zao no soratro. \v 18 Ny fahasoavan'i Kristy Kristy Tompontsika ane ho aminareo daôly. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 86c44d7..699bb27 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -54,6 +54,10 @@ "02-16", "03-title", "03-01", - "03-04" + "03-04", + "03-06", + "03-10", + "03-13", + "03-16" ] } \ No newline at end of file