plt-x-sihanaka_2th_text_ulb/03/13.txt

1 line
289 B
Plaintext

\v 13 Fa nareo, ry rahalà, aza mamoy fo amin'ny fagnanovana ze marigna. \v 14 Ra misy tsy magneky ny tenintsika amin'ity taratasy ty, mario akeo amason'ny ôla izy ary aza magnana fifandraisana amin'azy, ka mety ho megnatra izy. \v 15 Aza atao fahavalo izy, fa hanaro ho salan'ny rahalà.