plt-x-sihanaka_2th_text_ulb/03/16.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 16 Fa le Tompon'ny fedagnana ane hagnome fedagnana an'nareo amin'ireo fotôna sy amin'ireo fomba daôly. Ho aminareo daôly ane ny Tompo. \v 17 ty no fagnanovana veloma, zà Paoly tamin'ny tagnako, ze famantarana amin'ny taratasy daôly zao no soratro. \v 18 Ny fahasoavan'i Kristy Kristy Tompontsika ane ho aminareo daôly.