Sat Mar 07 2020 17:18:57 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-07 17:18:58 +03:00
commit b38456bc71
67 changed files with 139 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Paoly, Apolosy raiky an'i Kristy Jesosy tamin'e sitrapon'Andriamanitry, sy Timoty ralàntsika, ho an'e fiangonan'Andriamanitry izay amin'e Korinto, sady hoan'ireo mpino agnaby magneragny e faritry Akaia. \v 2 Ho aminareo anie gne fahasoavagny sady gne fiadanagny avy amin'Andriamanitry Raintsika sy Tompo Jesosy Kristy.

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ho deragny anie Andriamanitry sy Rain'e Tompontsika Jesosy Kristy. Izy gne Rain'e famindram-po agnaby sy Andriamanitry gne fampiononagny rehetra. \v 4Andriamanitry da mampionigny antsika amin'e fahoriantsika agnaby, mba ahafantsika mampionigny ireo izay agnaty fahoriagny. Isika da mampionigny ireo hafa akô gen fampiononagny izay nampiasan'Andriamanitry ampiononagny antsika.

1
01/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Fa akô gne hitomboan'e tijalian'i Kristy nohon'e gn'aminay, gne hitomboan'e fampiononagny anay koa amign'alalan'e Kristy.\v 6Fa râ nampahoriagny iay, izany da ho an'e fampiononagny sy famonjegny anareo. Sady rânampiononagny iay, izany da ho an'e fampiononagny anareo. Gne fampiononagny da mandaitry refa manam-pahatetagny hizara ireo fijaliagny izay mitovy amin'e fijalianay koa.\v 7Fa gne fahatokisanay momba anareo da azo antoky, satria iay da mahafantatry fa anareo avakoa da mizara ireo fijaliagny, anareo koa da mizara fampiononagny.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8Fa tsy tianay anareo tsy ahalala, ry ralà, gn'amireo olagny nahazo anay tagny Asia. Iay da novesarigny tanteraky mihôtry gne tokony ho zakanay, maro lôtry da tsy nagnantegna gne hiaigny ela esanaky iay. \v 9Taminay tokôtry gne fagnamelohagny e ho faty. Fa izany e nahavy anay tsy hametraky gne tkinay eo amin'e tegnanay avao, f'izy amin'Andriamanitry izay mampitsangagny e maty. \v 10Nagnavotry anay tamin'e loza mahafaty akô izany Izy, sady mbola hagnavotry indraiky. Iay da nametraky gne tokinay taminazy fa mbola hagnafaky anay inddaiky Izy.

1
01/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Izy da hagnano izany satria anareo avakoa da manampy anay amign'alalan'e vavakareo. Sady maro avy eo gne hagnome fisaoragny amign'agnaranay noho gne tombom-pahasohavagny nomegny anay tamign'alalan'ireo vavaky gne maro.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Iay da mirehareha amin'izao fijoroagny vavolombelogny gn'amin'e feon'e fieritreretanay. Fa tamin'e fikasagny madio sy fahatsoram-po izay avy amin'Andriamanitry izay nindesanay gnetegnanay ao amin'izao tontolo izao. Iay da nahavita izany agnaby sady gn'akamaroanay niaraky taminareo-tsy tamin'e fahendren'izao tontolo izao, fa tamin'e fahasoavan'Andriamanitry. \v 13 Iay da tsy nanoratry zavatry tsy ho voavaky na ho azonareo. Iao da magnategnafa, \v 14 satria anareo nahazo gne momba anay amign'ampahany, iay da ho anton'e reharehanareo amign'andron'e Tompontsika Jesosy, akô anareo ho antony hireharehanay.

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Satria natoky e momba izany iao, da ta ho agny aminareo heky, mba ahafahanareo mahazo tombony amin'e famangiagny roy. \v 16 Niomagny gne hamangy anareo refa tegny amin'e lalagniko ho agny Makedonia iao. Sady avy da mbola agniry hamangy anareo indraiky iaotamin'e diako avy agnay Makedonia, sady gne hagnanteranareo anà tegny amin'e lalagniko ho agny Jodia.

1
01/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Refa nieritreritry akô izany iao, nisalasala me iao? Nagnomagny ireo zavatry ireo arak'enofotry me iao, mba izakanako "Eka, eka" sy " Tsia, tsia" amin'e fotoagny raiky avao? \v 18 Fa satria Andriamanitry da mahtoky, isika da tsy afaky gne hizaka na " Eka" na "Tsia."

1
01/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19Fa gne Zanak'andriamanitry, Jesosy Kristy, izay nitorian'i sylvanosy, Timoty sady iao taminareo, da tsy "Eka" na "Tsia." fa Izy da nizaka fehizay hoe "Eka."\v 20Satria gne fampagnateganan'Andriamanitry agnaby da "Eka" avokoa ao aminazy. Da amign'alalan'e koa isika da hizaka hoe "Amena" ho an'e voninahitr'Andriamanitry.

1
01/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Sady Andriamanitry izay magnamafy anay aminareo ao amin'i Kristy, sady Izy gne nagniraky antsika. \v 22Izy da nagnisy tombokasé tamintsika ary nagnome gne Fagnahy ho ao am-pontxika ho antok'izzy mbola ho omegny antsika agny afara.

1
01/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Fa nangahiky an'Andriamanitry iao, hijoro vavolombelogny ho anà izay gnantony tsy nihaviako tao Korinto mba hamindrako fo aminareo. \v 24Izany da tsy sagnatria noho iay miezaky gne mamehy izay tokony ho finoanareo. F'izy, iay da miaraky miasa aminareo amd fifalianareo, satria anareo mijoro ao amin'e finoanareo.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
08/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tianay ho fantatrareo, ry ralà, gne momban'e fahasoavan'Andriamanitry izay nomegny taminareo fiangonan'i Makedonia.\v 2 Nandritran'efitsapagny zakabe amin'e fahoriagny, gne fitobaky gne haliagny sy gne fara-fahantran-dreo da niteraky haren-zakaben'e falalan-tagna.

1
08/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Satria mijoro vavolombelogny iao fa nagnano be arak'izay vitany indreo, sady mihôtry an'i, ay vitany azaky. Sady tamin'e sitrapon-dreo manokagny \v 4sy niaraky tamin'e fangatahan-dreotaminay gne fahefagny mba hanagny anajara amin'ity asa fanompoagny eo aminareo mpino ity. \v 5 Tsy nibohaky arak'izay nantenainay izany. F'izy, nanolotry gne tegnany mialoha taminin'Andriamanitry indreo. Sady nanolo-tegna ho anay indreo tamin'e sitrapon'Andriamanitry.

1
08/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Da namporisiky an'i Titosy iay, izay efa nanomboky an'izany asa izany, mba hagnantanterahagny gne fahasoavagny eo aminareo. \v 7Fa anareo da manan-karegny amin'e raha agnaby, amin'e finoagny, amin'e zaka, amin'e falalagny, amin'e fahazotoagny agnaby, sady amin'e fitiavanareo anay. Ka amboaro azo antoky mba hanan-karegny amin'izany asa fahasoavagny anareo. [ Gne ULB sy gne UDB, miaraky aminareo dikan-teny maro hata, da mivaky akô izao: "Ao amin'e fitiavanareo anay."amin'e Gne dikan-teny hata da mivaky akô izao: "Sady ao amin'e fitiavanay anareo"]

1
08/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Tsy mizaka izany akô gne didy iao. F'izy, mizaka izany iao amin'e fitsapagny gne fahamarinagny fitiavanareo amin'e fampitahagny izany amin'e zotom-pon'olobhafa. \v 9Satria fantatrareo gne fahasoavan'e Tompontsika Jesosy Kristy.Ndre da nanan-karegny azaky isy, da lasa sahiragny noho anareo, da amign'alalan'e tahasahiragnagny e mety ahazoanareo haregny.

1
08/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10Amizanyresaky izany da hagnome toro-hevitry anareo iao izay hagnampy anareo. Herintaogny lasa izay, da tsy nanomboky nagnano zavatry avao anareo, fa nagniry gne magnano izany. \v 11Amizao vitao izany, akô gne nisian'e zotom-po sy gne faniriagny hagnano izany, da enga anie hagnantanteraky izany koa anareo, arak'izay azonareo hatao.\v 12Satria râ magniry mafy gne hagnano izany asa izany anareo, da raha tsara sy azo ekegny izany. Tsy maintsy mifototry amin'izany hanagnan'e olo raiky izany, fa tsy izay tsy anagnany.

1
08/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13Fa izany asa izany daa tsy mba hagnameva gne hafa sady hagnavesatry anareo. F'izy, tokony hisy gne rariny. \v 14Gne harenareo amin'izao tontolo izao da hagnome izay tadiavin-dreo. Da izany avakoa da mbola hagnomezan'e haren-dreo izay tadiavinareo. Sadzy mba agnomezan-dreo gne rariny \v 15 Araky izay efavôsoratry hoe: "Gne raiky izay nanagny betsaky da tsy nanagny sisa, fa gne raiky izay nanagny gne kidy da tsy nanagny gne tsy ampy.

1
08/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa an'Andriamanitry gne fisaoragny, izay nametraky gne tao am-pon'i Titosy gne fahamatoragny izay anagnako aminareo. \v 17 F'izy tsy nagneky fotsiny gne antsontsika, fa tena matotry gn'aminizany avakoa. Nagnantogny anaobtamin'e sitrapony manonkagny izy.

1
08/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18Nalefanay izy niaraky tamin'e ralà izay noderaigny teo agnivon'e fiangonagny agnaby noho gn'asany izay mitory gne filazantsara.\v 19Tsy izany avao, fa izy avakoa da notendren'ireo fiangonagny mba handefa hiaraky aminay hinday izao asan'e fahalalan-tagna izao. Izany da ho an'e voninahitr'izy Tompo sady ho an'e fagnirianay hagnampy.

1
08/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Mitandrigny izy gn'amin'e mety hisian'e olo mitaraigny mombanay mahakasiky an'io asa fahalalan-tagna izay hataonay io. \v 21 Da mila mitandrigny iay mba hagnano gne mendriky, fa tsy oe agnatrehan'e Tompo raiky avao, fa eo alohan'e olo koa.

1
08/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Mandefa ralàk raiky hafa avao iay miaraky amindreo. Matetiky iay gne nitsapa anazy, sady nahita anazy mafana fo tamign'asa maro. Mazoto tokôtry izy amizao noho gne fahatokisagny zakabeizay anagnanayaminareo. \v 23 Râ gne amin'i Titosy, izy gne namako sy mpiara-miasa aminà ho anareo. Râ gn'amin'e ralànay, da nalefan'ireo fiangonagny indreo. Voninahitry ho an'Kristy indreo. \v 24 Da abohay anazy ireo gne fitiavanareo, sady abohay fiangonagny gn'antony fireharehanay momba anareo.

1
08/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha-8

1
09/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Mikasiky gn'asa fanompoagny ho an'e mpino, tsy tena tadiaviko gne manoratry ho anareo.\v 2Lalako gne momba hne fagnirianareo, izay ireharehako amin'e olon'i Makedonia. Nozakaiko andreo fa Akaia da efa vonogny nanomboky tamin'e taogng lasa. Gne zotom-ponareo gne nanosiky gn'ankamaroan-dreo hiasa.

1
09/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3Sady nirahako gne ralà mba tsy ho zava-pôgny gne fireharehantsika momba anareo, sady ho vonogny anareo, araky gn'efa nozaikako ho anareo.\v 4Râ tsy izany, râ misy Makedonia maro miaraky aminà safy mahita anareo mbola tsy vonigny, da ho megnatry isika-tsy mizaka ndre ino ndre ino momba anareo iao-noho gne fahatokiagny anareo. \v 5 Da mieritreritry iao fa ilaigny gne mamporisiky ireo ralà handeha aminao sady hagnano fifagnarahagny mialoha gn'amin'e fagnomezagny efa nampagnantegnahinao. Izany da ahafahagny mivonigny akô gne fitahihagny, fa tsy akô gne zavatry tsy azo ekegny.

1
09/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Gne tena izy da ity: Gne raiky izay mamafy kidy da hihila gne kidy avakoa, sady gne raiky izay mamafy amin'e tanjom-pitahiagny da hihila fitahihagny avakoa. \v 7 Avelay gne tsikiraikiraiky hagnome araky izay efa norafetig y tao am-pony. K'avela magnome fahoriagny na faneriteregny izy. Fa gne mpagnome am-pifaliagny nge tian'andriamanitry.

1
09/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8Sady Andriamanitry da afaky mampitombo gne fitahihagny ho anao, mba, amin'e raha agnaby, da afaky hahazo izay ilainareo rehetry mandrakariva anareo. Izany gne jisy da mba ahafahanareo magnantombo gn'asa soa anareo. \v 9Izany da araky gne vôsoratry hoe: "Nozaraigny ireo harenany sady nagnome anazy ireny ho an'e sahiragny. Maharitry mandrakizay gne fahamarinagny. "

1
09/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Izy izay mamatsy voa ho an'e mpamboly izay mamafy sy gne mofo ho an'e sakafo, da hamatsy sy hampitombo gne voanao avakoa ho amin'e famafazagny. Hampitombo gnevokatry gne fahamarinanao izy. \v 11 Hahazo haregny amin'e fomba rehetry anao mba hahatonga anao ho malala-tagnà. Izany da hinday fanehoam-psaoragny an'Andriamanitry amin'e alalanay.

1
09/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Gne fagnatanterahagny ionasa fanompoagny io da tsy vitan'enhoe mahafeno gne raha ilain'e mpino avao. Mitombo avakoa izany amign'asa fagnomezan-pisaoragny an'Andriamanitry maro. \v 13 Fa nho gne fitsapagny anareo izay voaporofo amin'io asa io, da hagnome voninahitry an'Andriamanitry koa anareo amin'e fankatoavagny gne fifonareo amin'e filazantsaran'i Kristy. Da hagnome voninahitry an'Andriamanitry koa anareo amin'e fahalalahan-tagnanreo amin'e fagnomezagny ho andreo sy gn'olo agnaby.\v 14 Magniry anao indreo, sady mivavaky ho anao indreo. Magnano izany indreo noho gne fahalebiazan'e fahasoavan'Andriamanitry ao aminao. \v 15 Ho an'Andriamanitry anie gne saotry noho gne fagnomezagny tsy hai zakaigny!

1
09/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha-9

1
10/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Iao, Paoly, miangavy anareo gne tegnako, amin'e fanetren-tegna izy ame hamoram-pagnahin'i Kristy. Malemy fagnahy iao refa eo amin'e fagnatrehanareo, nefa masà gn'aminareo iao refa tsy eo. \v 2 Magnataky aminareo iao, refa miaraky aminareo iao, tsy mila masà amin'e fahatokisan-tegna. Nefa iao mieritreritry fa mila masà manohitry ireo izay mihevitry fa isika da miaigny arak'e nofotry.

1
10/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa ndre da izany mandehana arak'e nofotry iay, tsy miady arak'e nofotry. \v 4 Fa gne fiadanagny izay iadianay da tsy ara-nofitry. Noho izany, managny hery avy agny an-dagnitry ireo mba hamotehagny gne fagnahy ratsy. Fa tsy minday ndre inogne hevi-pitak'indreo.

1
10/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Ho simbahintsika avakoa ireo raha ambony izay manangagny fagnoheragny fahalalagny an'Andriamanitry. Fa mihevitry gne hambabo gne tsikiraikiraiky amin'e fankatoavagny an'i krisy isika. \v 6 Sady miomagna amin'e fifehezagny gne fehetsiky tsy fankatoavagny agnaby isika, vantany vao tanteraky gne fankatoavanareo.

1
10/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Taragno mazava izay eo alohanareo. Fa ndre ia ndre ia gne resy lahatry fa izy gne Kristy, aoky ampahatsiaro gne tegnanay izy fa izy tokôtry da Kristy, da akô izny koa isika. \v 8 Eka fa ndre da nirehareha kidy azaky iao momban'e fahefantsika, izay nomen'e Tompo antsika mba hanangagny sady tsy hamilavila anareo, tsy ho megnatry iao.

1
10/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Tsy tirko izany gne hampitahotry anareo amign'alalan'e taratasiko. \v 10Fa gn'olo sanany mizaka hoe: "Matotry sy mahery gne taratasiny, nefa malemy ara-batagny izy. Tsy mendriky hotenomagny gne zakany. "

1
10/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Aoky gn'olo akô ireny ahaafantatry fa ireo zaka ao amin'e taratasinay tamin'e fotoagny tsynnahateo anay danmaneho gn'asa tokony honhataonay refa avy iay. \v 12 Tsy mandeha lavitry iay na mampitovy gne tegnanay amin'ireo izay midoka-tegna. Fa rà mandrefy gne tegnany amin'e hafa indreo sady mampitovy gne tegnany amin'e hafa, da tsy ho maligny.

1
10/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Isika, ndre izany azaky, tsy hirehareha mihôtry gne tkony ho izy. F'izy, aninay avao izay misy fetrany arak'e gne nandren'Andriamanitry anay., fetry izay mahakasiky anareo. \v 14 Fa tsy mitandrigny gne tegnanay iay refa avy tegny aminareo. Iay gn'avy vôlohzny hatragny aminareo miaraky tamin'e filazantsaran'i Kristy.

1
10/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Tsy nirehareha mihôtry gne fetry isika gne momba gn'asan'e sanany. F'izy, ategnaigny fa hitombo fpgne finoanareo amign'asa zakabe mindigny gne tsiraikiraiky, sady samby amin'e fetrany aby. 16Fa izao gne antegnaigny, mba ahafahagny mitory gne filazantsara ndre da agny amin'e toeragny lavitry anareo azaky. Tsy hirehareha momba gn'asa efa vita tagny amin'e faritry hafa isika.

1
10/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 "Nefa aoky gne raiky iza mirehareha, hirehareha ao amin'e Tompo." \v 18Fa tsy gne raiky izay manolotry gne tegnany gne ankatoavigny. F'izy, aoky gne raiky izay natolotry gne Tompo.

1
10/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha-10

1
11/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Magniry iao mba ahafahanareo mamela anah hagnano fahadalàgny kely sasany. Fa tena mamela anah tokôtry anareo! \v 2 Fa saro-piaro e momba anareo iao. Managny fahasarotam-piaro araky an'Andriamanitry aminareo iao, hatramin'e nagnomezako toky anareo tao amin'e fanambadiagny ho an'e vady raiky avao. Nagnome toky iao gne hanolotry anareo akô gne virjiny madio ho an'e Kristy.

1
11/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa matahotry iao fandrao, akô gne namitahan'e menaragny an'i Eva tame alalgn'e hafetseny, gne eritreritrareo da mety hiala ame fanoloran-tegna amin-kitsim-po sy madio amin'i Kristy. \v 4 Fa eritrereto hoe misy ologny raiky avy hitory an'i Jesosy hafa noho ilay raiky toriantsika. Na eritrereto hoe mandray Fanahy hafa noho zay efa raisinareo anareo. Na eritrereto hoe mandray filazantsara hafa noho ilay raiky zay raisinareo anareo. Mamela ireny raha ireny tsara avao anareo!

1
11/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Satria mieritreritry iao fa tsy farany ambany noho ireo zakaigny fa hoe apostoly ambony. \v 6 Fa ndre da tsy nizaragny nandaha-teny aza iao, da nizaragny tame fahalalagny. Tamin'e fomba rahetra da tamin'ireo raha rehetra da namboarinay ho lalanareo zany.

1
11/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Moa nanota me iao tamin'e fanetren-tenako mba hisandratanareo? Fa nitory gne filazan-tsaran'Andriamanitry maimaimpoagny ho anreo iao. \v 8 Nandroba ireo fiangonagny hafa iao tamin'e alalan'e fanekegny fanohanagny avy amindreo mba ahafahako manompo anareo. \v 9 Rehefa niaraky taminareo iao sady nila fagnampiagny, da tsy nagnavesatry ndre ia ndre ia. Fa ireo raha nilaiko da nomen'ireo mpirahalà zay avy agny Makedonia. Tamin'e raha rehetra da nitandrigny gne tegnako tsy ho enta-mavesatry aminareo iao, sady hanohy zany.

1
11/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Raha ato aminah gne fahamarinan'i Kristy, da tsy hangigny zany fireharehako zany any amin'e faritr'i Akaia. \v 11 Nahoagny? Satria tsy tiako me anareo? Andriamanitry mahalala.

1
11/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Sady gne raha amboariko da mbola hamboariko fezay, mba metyahafahako manala gne fitaraignany nohon'gne fanakianagny anah da gne fitarainagny noho ireo zay tiandreo hireharehagny-fa indreo da hita magnamboatry mitovy amin'zay amboarinay. \v 13 Fa gne ologny akô zany da apostoly sandoky da mpiasa mamitaky. Indreo da magnamboatry sarintsarin'e tegnany akô gne apostoly.

1
11/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Sady zany da tsy mahagaga, fa ndre gne satana aza maneho gne tegnany akô gne anjelin'e fahazavagny. \v 15 Tsy mahagaga koa raha maneho gne tegnandreo akô gne mpanompon'e fahamarinagny ireo mpanompony. Gne anjarandreo da zay mendriky gne asandreo.

1
11/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Zakaiko koa hoe: "Aza avela hisy hieritreritry hoe adala iao. Fa raha magnano zany anareo, da raiso akô gne adala iao ka hirehareha kely. \v 17 Zay zakaiko momba ty fahatokiagny mirehareha ty da tsy araky gne zakain'Tompo, fa mizaka akô gne adala iao. \v 18 Fa efa maro gne ologny gne mirehareha araky gne nofo, da nirehareha avakoa iao.

1
11/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Nagneky am-pifaliagny ireo adala anareo. Da hoe hendry gne tegnanareo! Fa mandefitry amin'e ologny\v 20 anareo raha magnandevo anareo, magnararaotry anareo, mandray gne tegnany ho ambony noho anareo, na raha mamely tehamaigny anareo izy. \v 21 Ho lazaiko amin'e fahafam-barakanay fa mamely loatry iay tamin'e fagnamboaragny zany. Raha misy mirehareha-da miresaky akô gne adala iao- Iao avakoa da hirehareha.

1
11/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Hebreo me indreo? Iao avakoa. Isiraelita me indreo? Iao avakoa. Taranak'i Abrahama me indreo? Iao avakoa.\v 23 Mpanompon'i Kristy me indreo? ( Miresaky ako e ologny very saigny iao.) Mihoatry noho zany iao. Mbola niasa mafy nihoatry noho zany aza iao, tagny am-ponja matetiky, tamin'e kapoky mihoatry gne fepetry, tamin'e fiatrehagny loza maro mahafaty.

1
11/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Avy amin'e alalan'ireo Jiosy gne nandraisako"Kapoka efapolo latsaky raiky" Indimy.\v 25 Intelo iao gne nokapohigny tamin'e kakazo. Indraiky iao gne notoraham-bato. In-telo iao gne vaky sambo. Nandany raiky aligny da raiky andro tegny andranomasigny iao. \v 26 Nandeha matetiky iao, tamin'e lozan'e ony, tamin'e lozan'e mpandroba, tamin'e lozan'e oloko manokagny, tamin'e lozan'ireo jentilisa, tamin'e loza tagny an'efitry, tamin'e loza tagny an-dranomasigny, tamin'e loza avy amin'ireo rahalà sandoky.

1
11/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Efa tamin'e asa mafy da raha sarotry iao, tamin'e aligny tsy misy torimaso, tamin'e hanoanagny da hetaheta, tamin'e fifadin-kanigny matetiky, tamin'e hatsiaky da fitanjahagny. \v 28 Ankoatry gne raha hafa, misy tsindry isan'andro aminah nojon'e fanahiako amin'e fiangonagny agnaby. \v 29 Ia gne malemy, ka tsy malemy iao? Ia gne manafitohigny, ka tsy mirehitry iao?

1
11/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Raha tsy mentsy mirehareha iao, da hirehareha momba zay maneho ireo fahalemeko. \v 31 Ilay Andriamanitry da Rain'e Tompo Jesosy, ilay raiky zay deraigny mandrakizay, da mahalala fa tsy mivandy iao!

1
11/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Tagny Damaskosy, gne governora ambanin'e Areta mpanjaka da niambigny gnd tanànan'i Damaskosy mba hisambotry anah.\v 33 Fa nampidinigny tame sobiky teo qmin'e varavaran-kely raiky teo amin'e manda iao, ka da nilefa gne tagnany.

1
11/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 11

1
12/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Iao da tsy mentsy mirehareha, fa tsy misy ndre ino ndre ino azo avy amin'zany. Fa iao da hanohy gne amin'ireo fahitagny da ireo fagnambaragny avy ame Tompo. \v 2 Mahalala lelà ao ao amin'i Kristy iao zay efatry amby folo taogny lasa zay-Na ao ame tegna na ivelan"e tegna, iao tsy mahalala, Andriamanitry mahalala-nalaigny niakatry tagny ame lagnitry fahatelo.

1
12/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Sady lalako fa io lelà io-ndre amin'e tegna, ndre ivelan'e tegna, iao tsy mahalala, Andriamqnitry mahalala-da\v 4 da nalaigny niakatry tao ame paradisa sady naregny raha zay tena masigny loatry ame ologny gne hizaka anazy? Amign'agnaran'e ologny akô zany da hirehareha iao.\v 5 Fa amign'agnaran'e tegnako da tsy hirehareha iao, afa-tsy gne momba ireo fahalemeko.

1
12/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Raha te hirehareha iao, da tsy ho adala iao, fa te hizaka gne marigny. Fa hifehy tegna amin'e fireharehagny iao, mba tsy hisy ndre ia ndre ia hihevitry anah ho ambony noho zay hita aminah na regny avy aminah. \v 7 Hifehy tegna amin'e fireharehagny avakoa iao noho ireo karazagny fagnambaragny miavaky ireo. Noho zany, mba tsy ho feno fireharehagny iao, da nasiagny tsilo gne nofoko, gne mpitondra hafatr'i Satana hanakorontagny anah, mba tsy hirehareha loatry iao.

1
12/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Intelo iao gne nitalaho tame Tompo gne momba zany, mba hanaisoragny zany aminah. \v 9 Fa hoy izy taminah hoe: "Ampy ho anao gne fahasoavako, fa gne hery da namboarigny ho lafatry ao ame fahalemegny." aleoko mirehareha bebe kokoa gne amin'e fahalemeko, mba hipetrahan'e herin'e Kristy ato aminah. Noh o zany finaritry noho kristy ao amin'e fahalemegny, amin'e\v 10 fanevatevagny, amin'e korontagny, amin'e fanenjehagny sady ao amin'e fotoan-tsarotry iao. Fa ndre oviagny ndre oviagny malemy iao, da matanjaky.

1
12/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Iao da lasa adala! Anareo gne nanery anah amin'zany, fa iao da tokony noderainareo. Fa iao da tsy ambany noho ireo zay antsoina hoe apostoly ambony ireo mihintsy, ndre da tsinontsinogny aza iao. \v 12 Ireo famantaragny marignyn gny maha apostoly da notanterahigny teo aminareo tame faharetagny tanteraky, famantaragny sy fahagagagny sady asa mahery. \v 13 Fa ahoagny anareo anareo tsy da manan-danja noho ireo fiangonagny sasany, ankoatry gne tsy mahanvesatry anah ho anareo? Mamelà anah noho zany fahadisoagny zany!

1
12/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Indro! Vonogny ho avy fanintelony agny aminareo iao. Tsy ho vesatry ho anareo iao, fa iao da tsy mila zay anareo. Anareo no ilaiko. Fa tsy gne zanaka gne tokony hihary ho an'ireo ray aman-dreny. F'izy, ireo ray aman-dreny gne tokony hihary ho an'ireo zanaka. \v 15 Iao da ho faly tanreraky handany sy ho laniagny ho an'e fanahinareo. Raha mitia ge anareo iao, da hotiavigny kely me iao?

1
12/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa ndre da akô zany aza, tsy nanavesatry anareo iao. Fa satria iao fetsifetsy be, da iao e raiky zay tsy nahazo anareo tame fitaky. \v 17 Kaiky me nanararaotry anareo tamin'e alalan'e ologny zay nalefako taminareo iao? \v 18 Nagniraky malaky an'i Titosy ho agny aminareo iao, ary nalefako niaraky taminazy ireo rahalà sasany. Kaiky me magnararaotry anareo i Titosy? Kaiky me tsy miray lalagny isika? kaiky me tsy niray dia isika?

1
12/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Mieritreritry me anareo fa nandritry an' izany fotoagny izany agnaby da niaro gne tegnanay taminareo iay? Eo agnatrehan'Andriamanitry, gne izakanay tao amin'i Kristy gne raha agnaby mba ho fampaherezagny anareo.

1
12/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Fa matahotry iao sao refa avy iao da tsy hahita anareo araky gne fagnantegnako. Matahotry iao sao tsy ho hitanareo araky gne fagantegnareo. Matahotry iao fa sao da mety hisy fifandiragny, fialognagny, firehatan'e havigniragny, fikasagny ame fitiavan-tegnà, fifosagny, fieboeboagny, sady fikorontagnagny. \v 21Matahotry iao sao refa miverigny, da hampijetsy anà eo agnatrehanareo gn'Andriamanitriko. Matahotry iao sao mety alahelo gn'ame maro izay nanota teo aloha, da mbola tsy nibebaky tamin'e fahalotoagny izy ame fijangajangagny sady gne fijejojejoagny feno fagnirian-dratsy izay nataon-dreo.

1
12/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 12

View File

@ -2,6 +2,7 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
@ -11,6 +12,9 @@ This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](htt
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> ba9d62c1ca24adab7d8da003e98134fea4bac390
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> 1d648afa3fe712e9653efcd68849425a81475126
### You are free to:
@ -35,9 +39,12 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> b451a086e356123b125d022985bdd19414274115
=======
>>>>>>> ba9d62c1ca24adab7d8da003e98134fea4bac390
=======
>>>>>>> 1d648afa3fe712e9653efcd68849425a81475126

View File

@ -34,7 +34,8 @@
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD123",
"MAD125"
"MAD125",
"MAD126"
],
"finished_chunks": [
"06-08",
@ -57,6 +58,70 @@
"07-08",
"07-11",
"07-13",
"07-15"
"07-15",
"11-title",
"11-01",
"11-03",
"11-05",
"11-10",
"11-12",
"11-14",
"11-16",
"11-24",
"11-27",
"11-30",
"11-32",
"12-title",
"12-01",
"12-06",
"12-08",
"12-11",
"12-14",
"01-title",
"01-01",
"01-03",
"01-05",
"01-08",
"01-11",
"01-12",
"01-15",
"01-17",
"01-19",
"01-21",
"08-01",
"08-03",
"08-06",
"08-08",
"08-10",
"08-13",
"08-16",
"08-18",
"08-20",
"01-23",
"08-22",
"09-title",
"09-01",
"09-03",
"09-06",
"09-08",
"09-10",
"11-07",
"11-19",
"11-22",
"12-03",
"12-16",
"12-19",
"12-20",
"10-title",
"10-01",
"10-03",
"10-05",
"10-07",
"10-09",
"10-11",
"10-17",
"10-15",
"10-13",
"09-12"
]
}