plt-x-antaifasy_2co_text_reg/11/27.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 27 Efa tamin'e asa mafy da raha sarotry iao, tamin'e aligny tsy misy torimaso, tamin'e hanoanagny da hetaheta, tamin'e fifadin-kanigny matetiky, tamin'e hatsiaky da fitanjahagny. \v 28 Ankoatry gne raha hafa, misy tsindry isan'andro aminah nojon'e fanahiako amin'e fiangonagny agnaby. \v 29 Ia gne malemy, ka tsy malemy iao? Ia gne manafitohigny, ka tsy mirehitry iao?