plt-x-antaifasy_2co_text_reg/11/07.txt

1 line
527 B
Plaintext

\v 7 Moa nanota me iao tamin'e fanetren-tenako mba hisandratanareo? Fa nitory gne filazan-tsaran'Andriamanitry maimaimpoagny ho anreo iao. \v 8 Nandroba ireo fiangonagny hafa iao tamin'e alalan'e fanekegny fanohanagny avy amindreo mba ahafahako manompo anareo. \v 9 Rehefa niaraky taminareo iao sady nila fagnampiagny, da tsy nagnavesatry ndre ia ndre ia. Fa ireo raha nilaiko da nomen'ireo mpirahalà zay avy agny Makedonia. Tamin'e raha rehetra da nitandrigny gne tegnako tsy ho enta-mavesatry aminareo iao, sady hanohy zany.