plt-x-antaifasy_2co_text_reg/10/01.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 1 Iao, Paoly, miangavy anareo gne tegnako, amin'e fanetren-tegna izy ame hamoram-pagnahin'i Kristy. Malemy fagnahy iao refa eo amin'e fagnatrehanareo, nefa masà gn'aminareo iao refa tsy eo. \v 2 Magnataky aminareo iao, refa miaraky aminareo iao, tsy mila masà amin'e fahatokisan-tegna. Nefa iao mieritreritry fa mila masà manohitry ireo izay mihevitry fa isika da miaigny arak'e nofotry.