plt-x-antaifasy_2co_text_reg/12/11.txt

1 line
524 B
Plaintext

\v 11 Iao da lasa adala! Anareo gne nanery anah amin'zany, fa iao da tokony noderainareo. Fa iao da tsy ambany noho ireo zay antsoina hoe apostoly ambony ireo mihintsy, ndre da tsinontsinogny aza iao. \v 12 Ireo famantaragny marignyn gny maha apostoly da notanterahigny teo aminareo tame faharetagny tanteraky, famantaragny sy fahagagagny sady asa mahery. \v 13 Fa ahoagny anareo anareo tsy da manan-danja noho ireo fiangonagny sasany, ankoatry gne tsy mahanvesatry anah ho anareo? Mamelà anah noho zany fahadisoagny zany!