plt_tn/pro/12/25.md

531 B

Ny fanahiana

fahatsapana ho tsy mahazo aina na matahotra, mitebiteby

mampitanondrika azy

Ny hoe "mampitanondrika" dia entina ilazana ny hevitry ny hoe mametraka enta-mavesatra eo amin'ny olona iray hany ka tsy afa-mihetsika tsara izy. Io andian-teny io dia midika hoe mampalahelo na mampahory olona. DH: "mahatonga azy halahelo na ory"

fa ny teny soa kosa maharavo azy

Ny anarana hoe "teny" dia azo atao amin'ny endrika matoanteny hoe "miteny." DH: "fa rehefa miteny am-pahatsorana aminy ny hafa, dia mahery indray izy"