# Ny fanahiana fahatsapana ho tsy mahazo aina na matahotra, mitebiteby # mampitanondrika azy Ny hoe "mampitanondrika" dia entina ilazana ny hevitry ny hoe mametraka enta-mavesatra eo amin'ny olona iray hany ka tsy afa-mihetsika tsara izy. Io andian-teny io dia midika hoe mampalahelo na mampahory olona. DH: "mahatonga azy halahelo na ory" # fa ny teny soa kosa maharavo azy Ny anarana hoe "teny" dia azo atao amin'ny endrika matoanteny hoe "miteny." DH: "fa rehefa miteny am-pahatsorana aminy ny hafa, dia mahery indray izy"