plt_tn/pro/12/25.md

12 lines
531 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny fanahiana
fahatsapana ho tsy mahazo aina na matahotra, mitebiteby
# mampitanondrika azy
Ny hoe "mampitanondrika" dia entina ilazana ny hevitry ny hoe mametraka enta-mavesatra eo amin'ny olona iray hany ka tsy afa-mihetsika tsara izy. Io andian-teny io dia midika hoe mampalahelo na mampahory olona. DH: "mahatonga azy halahelo na ory"
# fa ny teny soa kosa maharavo azy
Ny anarana hoe "teny" dia azo atao amin'ny endrika matoanteny hoe "miteny." DH: "fa rehefa miteny am-pahatsorana aminy ny hafa, dia mahery indray izy"