plt_tn/jhn/05/16.md

564 B

Ary

Ny "Ary" dia manamarika ny fehi-tenin'i Jaona mahakasika ny toetran'ireo mpitarika Jiosy manoloana an'i Jesosy.

miasa

Ity dia manaeho hoe manao asa, ao anatin'izany ny zavatra rehetra izay natao mba hanompoana olona hafa.

ireo Jiosy

Eto ny teny hoe "ireo Jiosy" dia maneho ireo "Jiosy mpitarika." DH: "ireo Jiosy mpitarika"

manao ny tenany ho mitovy amin'Andriamanitra

"miteny fa Izy dia tahaka an'Andriamanitra" na "miteny fa Izy dia manana fahefana lehibe tahaka an'Andriamanitra"

Ny Raiko

Ity dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra.