# Ary Ny "Ary" dia manamarika ny fehi-tenin'i Jaona mahakasika ny toetran'ireo mpitarika Jiosy manoloana an'i Jesosy. # miasa Ity dia manaeho hoe manao asa, ao anatin'izany ny zavatra rehetra izay natao mba hanompoana olona hafa. # ireo Jiosy Eto ny teny hoe "ireo Jiosy" dia maneho ireo "Jiosy mpitarika." DH: "ireo Jiosy mpitarika" # manao ny tenany ho mitovy amin'Andriamanitra "miteny fa Izy dia tahaka an'Andriamanitra" na "miteny fa Izy dia manana fahefana lehibe tahaka an'Andriamanitra" # Ny Raiko Ity dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra.