plt_tn/jhn/05/16.md

20 lines
564 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary
Ny "Ary" dia manamarika ny fehi-tenin'i Jaona mahakasika ny toetran'ireo mpitarika Jiosy manoloana an'i Jesosy.
# miasa
Ity dia manaeho hoe manao asa, ao anatin'izany ny zavatra rehetra izay natao mba hanompoana olona hafa.
# ireo Jiosy
Eto ny teny hoe "ireo Jiosy" dia maneho ireo "Jiosy mpitarika." DH: "ireo Jiosy mpitarika"
# manao ny tenany ho mitovy amin'Andriamanitra
"miteny fa Izy dia tahaka an'Andriamanitra" na "miteny fa Izy dia manana fahefana lehibe tahaka an'Andriamanitra"
# Ny Raiko
Ity dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra.