plt_tn/act/25/06.md

20 lines
581 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny "izy ireo" dia manondro ireo Jiosy izay avy any Jerosalema.
# nipetraka teo amin'ny toeran'ny fitsarana
Ny hoe : "nipetraka teo amin'ny toeran'ny fitsaran a" dia manondro fanapahana'i Festosy amin'ny maha-mpitsara an'i Paoly azy. DH: "nipetraka ho toy ny mpitsara"
# nandidy an'i Paoly mba ho entina any aminy
DH: "ireo miaramilany no nitondra an'i Paoly ho any aminy"
# Rehefa tonga izy
"Rehefa tonga izy dia nitsangana teo anatrehan'i Festosy"
# manohitra ny tempoly
DH: "manohitra ny lalàna mifehy ny fidirana ao an-tempoly"