# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny "izy ireo" dia manondro ireo Jiosy izay avy any Jerosalema. # nipetraka teo amin'ny toeran'ny fitsarana Ny hoe : "nipetraka teo amin'ny toeran'ny fitsaran a" dia manondro fanapahana'i Festosy amin'ny maha-mpitsara an'i Paoly azy. DH: "nipetraka ho toy ny mpitsara" # nandidy an'i Paoly mba ho entina any aminy DH: "ireo miaramilany no nitondra an'i Paoly ho any aminy" # Rehefa tonga izy "Rehefa tonga izy dia nitsangana teo anatrehan'i Festosy" # manohitra ny tempoly DH: "manohitra ny lalàna mifehy ny fidirana ao an-tempoly"