plt_tn/act/25/06.md

581 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny "izy ireo" dia manondro ireo Jiosy izay avy any Jerosalema.

nipetraka teo amin'ny toeran'ny fitsarana

Ny hoe : "nipetraka teo amin'ny toeran'ny fitsaran a" dia manondro fanapahana'i Festosy amin'ny maha-mpitsara an'i Paoly azy. DH: "nipetraka ho toy ny mpitsara"

nandidy an'i Paoly mba ho entina any aminy

DH: "ireo miaramilany no nitondra an'i Paoly ho any aminy"

Rehefa tonga izy

"Rehefa tonga izy dia nitsangana teo anatrehan'i Festosy"

manohitra ny tempoly

DH: "manohitra ny lalàna mifehy ny fidirana ao an-tempoly"