Sat Mar 07 2020 17:34:18 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-07 17:34:19 +03:00
commit a646b7167e
185 changed files with 375 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tame voalohany gne zaka, sady gne zaka tsamin'Andriamanitra, gne zaka da Andriamanitra. \v 2 Izany da tamin' Andriamanitra tame voalohany. \v 3 Gne raha agnaby da avy amin'Azy aby, sady raha tsy nohony gn'Aminazy da tsy misy ndre ino ndre ino.

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Noho ny gn'Aminazy gne nisian'e fiainagny, sady io fiainagny io gne fahazavan'e gn'olo marobe. \v 5 Gne hazavagny da mamiratry agnatin'e mizy, da gne mizy tsy nandresy anazy.

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Nisy lelelà raiky nirahin' Andriamanitra, Jaona gnagnarany.\v 7 Tonga izy mba ho vavolombelogny nagnambara the momba gne fahasoavagny, mba hinoan' e marobe ame gn'alalany. \v 8 Tsy Jaona gne vahazavagny, f'izy Tonga nagnambara e momba gne vahazavagny izy.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Gne vahazavagny marigny, gne magnome fahazavan' olo maro, da avy am'izao tontolo izao.

1
01/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Teto amin'izao tontolo Izy. sady izy gne nahariagny am'izao tontolo izao, sady izao tontolo izao tsy hahafantatry an'Azy.\v 11 Avy tame gn'olony Izy, da gn'olony tsy nandray an'Azy.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Fa gne maro nandray an'Azy, gne natoky gn'agnarany, da moment fahefagny ho Tonga ho zanak'Andriamanitra. \v 13 Indreo da tsy nateraky tame rà, na gne sitrapon' e mofo, na gne sitrapon' olo, fa gn'Anandriamanitra.

1
01/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Da gne zaka Tonga nofotry ka nonigny tamitsika. Hitanay gne voninahitriny, voninahitry nitovy tame Raiky sy tokagny izay tonga avy tame Ray, feno fahasoavagny sy fagnamarinagny. \v 15 Jaona nagnambara the momba an'Azy ka nikiaky mafy, hagnano hoe: "Izy gne raiky nizakaiko hoe: "Izy gne Tonga hafarako da zakabe noho iao, satria talohako Izy."

1
01/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa avy ame fahafenoagny gne nazahoantsika marobe fahasoavagny hagnampy fahasoavagny.\v 17 Fa gne lalàgny da nomeny tamy gn'alalan'i Mosesy. Gne fahasoavagny sy fahamarinagny da avy tamy gn' alalan' i Jesosy Kristy. \v 18 Tsy nisy nahita an'Anandriamanitra na ovia na ovia na ovia. fa gn'Andriamanitra iray saady tokagny, iao eo an-tratran'ilay Ray, gne nampafantatry an'Azy.

1
01/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Da izao gne fagnambaran'i Jaona rehefa nagniraky gne mpisorona sy Levita ta Jerosalema handea amin' indreo Jiosy mba hagnontany anazy hoe: "Ia me anao?" \v 20 Nizaka tsotra izy, sady tsy nandà, fa Namaly hoe: "Tsy Kristy iao." \v 21 Da nagnontany andreo hoe: "Ino zany anao? Elia me anao?" Nizaka izy hoe: "Tsy izy iao" hoy indreo hoe: "Tsia".

1
01/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Avy eo indreo nizaka taminazy hoe: "Ia anao, mba ahafahanay magnome valin-teny an-dreo nagniraky anay? Ino gn'ambaranao momba gne tegnanao? \v 23 Hoy izy hoe: "Iao gne feo,mangaiky mafy agn'efitry hoe: "Anio mahitsy gne lalan'e Tompo, araky gne nozakain'Isaia mpaminany."

1
01/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Da nisy iraky sasany avy amindreo fariseo nalefa, \v 25 da nagnontany anazy indreo da nizaka taminazy hoe: "Nagnino me anao magnano batisa raha tsy Kristy anao no sady tsy Elia sady tsy e mpaminany?"

1
01/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 I Jaona namaly an-dreo, nagnano hoe: "Mambôtry batisa ame rano iao. Fa ategnategnanareo eo da misy olo raiky mitsangagny izay tsy fantatrareo. \v 27 Izy e raiky avy afarako, sady tsy mendriky ana gne hanataky gne tady kapany."\v 28 E raha marobe zany da natao ta Betania andafin'i Jordana, sady nagnamboaran'i Jaona Batisa.

1
01/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Gn'omarain'igny I Jaona nahita an'i Jesosy hagnantogny anazy da nizaka hoe: "Hiteo, ity gne zanak'ondrin'Andriamanitra izay nangala gne fahotan' izao tontontolo izao! \v 30 Ity gne Raiky nizakaiko hoe: 'Gne raiky Tonga avy tafarako da zakabe noho iao, satria talohako Izy.' \v 31 Sady iao tsy tsy nahafantatry an'Azy, fa mba hambarany ame gn'Isiraely izy gne niaviako hambôtry batisa ame rano."

1
01/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Jaona nagnambara, magnano hoe: "Nahita gne Fagnahy nidigny avy t' andanitra akô gne voromamanga iao, sady nidoboky tamboniny izany. \v 33 Tsy mahalala Anazy iao, fa Izy izay nagniraky ana hambôtry batisa amin'e rano nizaka taminà hoe: 'Ambonin' e raha hitanao hidignan'e Fanahy sy hipetrahany amin'azy, Izy e raiky izay mambôtry batisa ame Fanahy Masigny.' \v 34 Nahita iao sady nagnambara fa Izy e Zanak'Andriamanitra."

1
01/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Gn'omaray, koa, raha nitsangagny niaraky tame roy tamin'e mpianatriny Jaona,\v 36 da nahita an'i Jesosy nandeha indreo, da hoy I Jaona hoe: "Iteo, ilay Zanak'Andriamanitra!"

1
01/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37 Naharegny sady nizaka an'izany gne mpianatriny roy da nagnaraky an' I Jesosy indreo. \v 38 Avy eo Jesosy da mitodiky ka nahita andreo nagnaraky Anazy da nizaka anazy hoe: "Ino gne ilainareo?" \v 39 Namaly anazy indreo hoe: "Raby (izay midika hoe mpampianatra), aia anao nipetraky?" Namaly anazy indreo hoe: "Magnantogna da Iteo." Da nagnantogny indreo da nahita gne toeragny izay nipetrahany; nipetraky niaraky taminazy tao indreo tamin'io andro io, fa tokony efa ho ora fahafolo tam'izay.

1
01/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40 Raiky tamin-dreo mpianatry roy naregny an'i Jaona nizaka da nagnaraky an'i Jesosy avy teo da I Andre, ralahin'i Simona Petera. \v 41 Nitadia an'i Simona ralahiny eky izy sady nizaka taminazy hoe: "Hitanay e Mesia"(izay adika hoe Kristy) \v 42 Ninday anazy tam'i Jesosy da nizaka hoe: "Anao da Simona zanak'i Jaona, anao da hangiagny hoe Kefasy" (izay midika hoe: Petera).

1
01/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Gn'omaray, Raha te-hiala ho e Galilia Jesosy, da nahita an'i Filipo Izy da nizaka taminazy hoe: "Magnaraha anà." \v 44 Filipo da tonga ta betsahida, tanànan'i Andrea sy Petera. \v 45 Nahita an'i Natanaela i Filipo da nizaka taminazy hoe: "Izy izay nosorata 'i Mosesy tame lalàgniny,da indreo mpaminany, Hitanay Izy, da Jesosy zanak'i Josefa, avy te Nazareta."

1
01/46.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 46 Natanaela nizaka taminazy hoe: "Izy io me ko hisy Raha tsara avy a Nazareta?" Filipo nizaka taminazy hoe: "Magnantogna da Hiteo." \v 47 Jesosy nahita an'i Natanaela nagnantogny anazy da nizaka e raha mombamomba anazy hoe: "Iteo, izany e tena isiraelita, izay tsy misy fitaky gn'aminazy!" \v 48 Natanaela nizaka Taminazy hoe: "Akognaia gnafantaranao ana?" Jesosy namaly da nizaka taminazy hoe: "Taloahan'ny nagnangihan'i Filipo anao, Raha tambanin'ny kakazon' e aviavy anao, ta tazako."

1
01/49.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 49 Natanaela namaly hoe: "Raby, Anao e zanak'Andriamanitra! Anao e mpanjakan'Isiraely!" \v 50 Jesosy namaly da nizaka hoe: "Satria me Iao nizaka taminao hoe: 'Nahita anao tame kakazony gne aviavy Iao,' me hinoanao? Nahita raha tsara mihoatry an'izany anao." \v 51 Avy teo Izy nizaka hoe: "Zakaiko aminareo, marigny, da marigny tokôtry, fa nahita gne lagnitry hisokatry anareo, da gn'anjelin'Andriamanitra hiakatry sy nidigny ambonin'e Zanak'olo."

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Telo andro tafara taty, da nisy fampakaram-bady ta Kanà a Galilia, da tao i endriny Jesosy. \v 2 Jesosy miaraky amindreo pianatriny da nasaigny tame fampakaram-bady.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Rehefa lany e divay, da nizaka tamin'azy i endriny Jesosy hoe: "Tsy managny divay indreo. \v 4 Da nanamaly anazy i Jesosy hoe: "Raviavy, nagnino me anao raha mande amina aty? Mbola tsy avy e fotoako." \v 5 Da hoy i endriny tamindreo mpanompo hoe: "Ndre da ino ndre da ino zakainy aminareo, da anio izany."

1
02/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Da nisy siny vato enina tami-gneo izay fampesaigny ame gn'andro fisasan'ny Jiosy, mahavy roy hatramin' e telo metatry agnaby. \v 7 Hoy Jesosy tamindreo hoe: "Fenoy rano gne siny." Da nofenoin-dreo hatramin'e molotrony. \v 8 Avy teo da hoy Izy tamindreo mpanompo hoe: "Manovoza amin'zany da indeso ame tompon'andraikitrin' e fikarakaragny." da notanterain-dreo zany.

1
02/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Nandraman'e tompon'andraikitrin' e fikarakaragny e rano nivadiky divay, f'izy tsy nahafantatry e niavian'zany izy (fa gne mpanompo nanovo e rano da nahafantatry). Avy teo da nangaiky e mpampakatry Izy da nizaka tamin'azy hoe: "Gne olo agnaby \v 10 da manolotry gne divay tsara aloa zay vô gne divay moramora rehefa mamo indreo. Fa anareo kosa nitahiry gne divay tsara mandrak'ankehitriny."

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Izany gne famantaragny voloany nanin'i Jesosy ta Kanà a Galilia, da nagnabôky gne voninahitriny Izy, da nino A'nazy indreo mpianany.

1
02/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tafaran'izay da nidigny ande a kapernaomy Jesosy, i endriny, indreo rahalahiny miaraky ame mpianatriny da nijanogny tami-gnao andro vitsivitsy indreo.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Da efa mariny gne Pasky gne Jiosy, da niakatry ta Jerosalema Jesosy. \v 14 Nahita mpivarotry aomby, ondry da voromailala tagnatin'e tempoly Izy, da nidoboky tao avakoa indreo mpanakalo vola.

1
02/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Noho izany da nambôtry karavasy izy da nandrôky andreo hizotso gne tempoly, na gn'ondry na aomby. Nandraraky gne volan-dreo mpanakalo vola Izy sady nagnongagny gne latabatrin-dreo. \v 16 Da nizaka izy tamindreo mpivarotry voromamanga hoe: "Indeso lavitry an'ity toeragny ity e raha aby io. Aoka zay gne fagnamboaranareo toeragny fivarotagny gne tragnon'i Abako."

1
02/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Da tadidin'e mpianatriny fa vôsoratry hoe: "Gne firehetako gn'ame tragnonao gn'andevogny ana." \v 18 Avy teo da namaly indreo lohandohan'e mpisorogny Jiosy ka nizaka tamin'Azy hoe: "Ino gne famantaragny abôkinao anay, mahavy anao magnano anio raha io?\v 19 Jesosy namaly hoe: "Arodagny ity tempoly ity,fa ho atsangako agnatin'e telo andro avao izany.

1
02/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Da hoy gne mpanapaky jiosy hoe: "Enina amby efapolo taona gne nagnorenagny an'ity tempoly ity, da anao gne hahatsangagny an'azy agnatin'e telo andro? \v 21 kanefa, momba gne tempolin'e tegnany gne niresahiny. \v 22 Tafaran'e nitsanganany tame maty, da tadidin' e mpianatriny fa nizaka an'izany izy, da nino gne Soratra Masina sy gne teny nozakain'i Jesosy indreo .

1
02/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Da rehefa ta Jerosalema Izy tamign'andro firavoravoan'e Paska, da maro gne nino gn'agnarany rehefa nahita gne famantaragny maro nataony.\v 24 F'izy i Jesosy da tsy nahatoky andreo noho Izy nahafantatry tsara an'azy agnaby, \v 25 satria tsy nila na ia na ia hagnambara amin'e momba gn'olo Izy, noho Izy nahafantatry gne agnatin'olo.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Nisy fariseo raiky angiagny hoe Nikodemosy,mpitariky Jiosy. \v 2 Nagnantogny an'i Jesosy tamign'andro hariva io lelà io da nizaka taminazy hoe: "Raby, lalanay fa mpampianatry izay avy amin'Andriamanitra Anao,satria tsy misy mahavita e famantaragny marobe aninao io Raha tsy miaraky amin'Andriamanitra."

1
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Da Namaly anazy Jesosy nagnano hoe: "Zakaiko aminao marina, da marina tokôtry, fa Raha tsy hateraky indraiky gn'olo, da tsy nahita gne fanjakan'Andriamanitra izy." \v 4 Nikodemosy nizaka taminazy hoe: "Ame fomba Akognaia gne hahateraky gne olo raiky Raha efa antitry izy? Tsy afaky hitsofiky fagnindroiny antrokin'i endriny izy da hateraky, sa afaky avao?"

1
03/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Namaly Jesosy hoe: "Zakaiko aminao marina,da marina tokôtry, fa Raha tsy hateraky tame rano sy gne Fagnahy e zanak'olo, da tsy afaky hiditry ame fanjakan'Andriamanitra izy. \v 6 Izay aterak'e nofo da nofo, da izay aterak'e Fagnahy da fagnahy.

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ka Gaga ame raha nozakaiko anao hoe: 'Tsy maintsy hateraky indraiky anareo.' \v 8 Gne rivotry mitsoky ndre aia andehanany; regninao e feony, fa tsy lalanao e nevisany na gnandehanany. Akô izany avakoa gnaterak'e Fagnahy."

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Namaly Nikodemosy da nizaka taminazy hoe: "Akognaia gne fomba hahatanterahan'izany Raha izany?" \v 10 Jesosy namaly da nizaka taminazy hoe: "Mpampianatry an'Israely me anao, da mbola tsy azonao avao izany Raha zany? \v 11 Zakaiko aminao, marina, da marina tokôtry, fa e raha lalanay gne resahanay, sady anay magnambara gne momba e raha Hitanay. F'izy mbola tsy magneky e fagnambaranay anareo.

1
03/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Raha nagnambara taminareo e raha tety an-tany Iao da tsy hinoanareo, ame fomba akognaia gne hatokianareo Ana raha hitantara aminareo gne raha misy an-dagnitry agny Iao?\v 13 Tsy nisy niakatry an-dagnitry afa-tsy Ilay nizoso avy tagny, da Gne zanak'Olo izany.

1
03/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Da akô e nanandratan'i Mosesy e bibilava tame tany foagny, gne, gne tsy maintsy hanandratagny gne Zanak'olo, \v 15 mba hanagny fiainagny mandrakizay gne rehetra mino Anazy.

1
03/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa Tena tian'Andriamanitra izao tontolo izao, da nomeny e Zanany lahy tokagny, mba tsy ho very izay rehetry mino Anazy fa hanagny fiainagny mandrakizay.\v 17 Fa Andriamanitra tsy nagniraky gne Zanany lelà ho am'izao tontolo izao mba hagnameloky izao tontolo izao, fa hamonjy izao tontolo izao amign'alalany.\v 18 Gne mino Anazy da tsy heloigny, fa gne tsy mino kosa da efa voaheloky sahady satria tsy mino gn'agnaran' e zanaky là raiky sy tokan'Andriamanitra.

1
03/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Izao gn'antony gne fitsaràgny: Tonga teto amin'izao tontolo izao gne vahazavagny, f'izy naleony gne olombelo gne hizigny toy izay gne mazava \v 20 satria ratsy gne asa nataony. Fa gne olo magnano ratsy da mankahala gne mazava sady tsy magnantogny an'izany mba tsy ho hita miharihary gne asany. \v 21 F'izy, gne magnano e marigny da magnantogny gne mazava mba ho hita tsara fa gne asany da natao arakin'Andriamanitra.

1
03/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Tafaran'izay, da nandeha te Jodia Jesosy miaraky amin-dreo mpianatriny. Nipetraky fotoagny vitsy tao niaraky tamindreo Izy da nambôtry batisa.\v 23 Da I Jaona avakoa nagnano batisa ta Ainona akekin'i Saleima satria maro gne rano tagny. Nagnantogny anazy e fokonolo da naigny batisa,\v 24 fa tsy mbola nalefa t'andragno mizigny Jaona.

1
03/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Avy teo da nisy fifamaliagny tamin'e sasany amin'e mpianatr'i Jaona sy Jiosy raiky momba gne andro fisasagny. \v 26 Nagnantogny an'i Jaona indreo da nizaka taminazy hoe: "Raby, Gne raiky niaraky taminao t'ampitan'e ranon'i Joridana, e nambaranao, indro, magnano batisa izy, da magnantogny anazy avakoa indreo aby."

1
03/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Da namaly I Jaona hoe: "Tsy afaky mandray ndre ino ndre ino gne olo raiky Raha tsy nomegny anazy avy t'an-dangnitry izany.\v 28 Anareo avao da efa afaky gne vavolombelogny ame Zakaiko hoe: 'Tsy Ilay Kristy iao,' f'izy: ' Nirahigny talohany.'

1
03/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Gne ampekarigny da an'e mpgnakatry. Da gne sakezan'e mpagnakatry, izay mitsangagny da miteno anazy, da mifaly be nohon'e gn'aminy faharegnesany gne feon'e mpampakatry. Izany, ary, gne mameno gn'afaliako. \v 30 Tsy maintsy mitombo Izy, fa iao kosa tsy maintsy mihegny.

1
03/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Izy izay avy agny amboniny da ambonin'e raha marobe. Izy izay avy eto an-tany da avy eto an-tany da miresaky momba gn'eto an-tany. Ze avy an-dagnitry da ambonin'e raha marobe.\v 32 Izy da magnambara gne momba gne raha hitany sady reny, f'izy da tsy misy mandray gne fagnambarany.\v 33 Ze nandray gne fagnambarany kosa da nagnamafy fa marigny Andriamanitra.

1
03/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 34 Fa gne raiky nirahin'Andriamanitry da nizaka gne gne zakan'Andriamanitry. Satria tsy nasiany fetry gne fagnomezagny gne Fagnahy. \v 35 Gne Ray tia gne zanaky lahy tokagny sady nametraky gne raha agnaby tam-pelatagnany. \v 36 Izay mino gne zanaky lahy da managny fiainagny mandrakizay, fa izay tsy mankato gne zanaky lahy kosa da tsy hahita fiainagny, fa hipetrahan'e havigniran'Andriamanitry."

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Da ra fantatr'i Jesosy hoe regnin'e Fariseo fa nahazo sy nagnano batisa mpianatry maro noho Jaona \v 2 Izy (ndre tsy Jesosy tegnany gne nagnano batisa, fa gne mpianatriny), \v 3 da niala ta Jodia Izy da niverigny nandea ta Galilia indraiky.

1
04/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa ilainy gne mamakivaky an'i Samaria. \v 5 Da Tonga tame tanàgny raiky ta Samaria Izy, hangiagny hoe Sykara, mariny an'ilay ampahan-tany izay nimen'i Jakoba an'i Josefa zanany.

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Teo gne fangalan-dranon'i Jakoba. Natsiaro valaky tame diany Jesosy da nidoboky tame fangalan-drano. Tokony tme gn'ora fahaenina teo. \v 7 Nisy viavy Samaritans raiky Tonga angala rano, da hoy Jesosy taminazy hoe: "Mba agnomezo rano Iao ho sotroiko." \v 8 Fa gne mpianatriny efa dila t'an-tanàgny mba hividy hanigny.

1
04/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Avy teo hoy igny viavy samaritana igny taminazy hoe: "Akognaia anao, izay Jiosy, gne mangataka aminà, iao viavy samaritana ty, rano ho sotroigny?" Fa indreo Jiosy tsy misy hifandraisagny ame samaritana. \v 10 Fa Jesosy namaly da nizaka taminazy hoe: "Raha lalanao gne fagnomezan'Andriamanitry, da gne mizaka aminao hoe: 'omeo iao hosotroiko,' da anao avakoa gne nangataky taminazy, da omeny rano velogny."

1
04/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Hoy igny viavy igny taminazy hoe: "Tompoko, Anao da tsy managny fanovozagny sady gne fangalan-drano da laligny. Da Akognaia gne hahazaoanao rano velogny? \v 12 Anao da tsy zakabe, sa, noho Jakoba razambentsika, izay magnome anay gne fangalan-drano sy nisotro tam'izany gne tegnany, akô gne nanin-dreo zanany miaraky amin'e biby?"

1
04/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Jesosy namaly da nizaka taminazy hoe: " Izay mindrano am'ity rano ity da mbola hangetaheta indraiky, \v 14 fa ndre ia ndre ia misotro ame rano homeko anazy da tsy hangetaheta mandrakizay. F'izy, gne rano izay omeko anazy da hanjary loharano miboiboiky agnatiny, izay mitondra amin'e fiainagny mandrakizay."

1
04/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Hoy raviavy taminazy hoe: "Tompoko, omeo an'izany Rani izany iao mba tsy hangetaheta sady ho avy angala rano eto koa."\v 16 Hoy Jesosy tamin-draviavy hoe: "Mandiana, angio gne vadinao, da miviregna aty."

1
04/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Namaly igny viavy igny da nizaka taminazy hoe: "Tsy manambady iao." Namaly Jesosy hoe: 'Marigny e zakanao hoe: 'Tsy manambady anao,' \v 18 f'izy efa manambady indimy anao, da gne raiky hipetrahanao amizao da tsy mbola vadinao. Marina gne raha zakaina."

1
04/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Hoy raviavy taminazy hoe: "Tompoko, itako fa mpaminany Anao.\v 20 Indreo razantsika nivavaky tamin'ity tendrombohitry ity tendrombohitry ity, f'izy anareo magnambara fa Jerosalema gne toeragny tokony hivavahan'olo."

1
04/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Hoy Jesosy taminazy hoe: "Minoa Anà, raviavy, fa ho avy gn'andro hideranareo gne Ray da tsy am'ity an-tendrombohitry ty gne tsy a Jerosalema. \v 22 Fa anareo mandoaliky amin'izay fantanareo. Fa Iay da mandoaliky am'izay fantanay, satria gne famonjegny da avy am'e Jiosy.

1
04/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 F'izy, ho avy gn'andro, da tonga amizao, raha hidera gne Ray amin'e fagnahy sy fahamarinagny indreo tena mpivavaky, satria e Ray da mitady olo akô izany ho mpidera Anazy.\v 24 Andriamanitra da Fagnahy, da gne olo izay midera Anazy da tsy maintsy midera amin'e fagnahy sy fahamarinagny."

1
04/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Hoy igny viavy igny taminazy hoe: "Fantako fa ho avy gne Mesia (gn'antsovagny hoe Kristy). Da ra avy Izy, da hagnazava amintsika gne raha aby." \v 26 Hoy Jesosy taminazy hoe: "Iao izay mikoragny aminao, gne Izy."

1
04/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Tamin'izany fotoagny izany da nipody gne mpianatriny. Da nagnontany tegna indreo hoe nagnino Izy gne miresaky ame viavy, fa tsy nisy nizaka hoe: "Ino gne tadiavinao?" na hoe: "Nagnino Anao rà miresaky amin'azy?"

1
04/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Noho izany da namela gne sininy raviavy, da nandea nipody ta tanàgny, sady nizaka tamign'olo hoe: \v 29 "Aska, agnety gne lelà nizaka gne raha namboariko marobe. Tsy ho Kristy izany, sa Izy?" \v 30 Da niala tame tanàgny indreo da nandea taminazy.

1
04/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Nandritry an'izany, namporisiky Anazy indreo mpianatry, magnano hoe: "Raby, mihinàna." \v 32 Fa hoy Izy tamin-dreo hoe: "Iao da managny hanigny afaky hoanigny izay tsy fantatrareo." \v 33 Da nifampizaka indreo mpianatry hoe: "Tsy nisy olo ninday Raha ho hanigny ho anazy, sa nisy?"

1
04/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 34 Hoy Jesosy tamindreo hoe: "Gne hanigny da gne magnano gne sitrapon'Ilay nagniraky Ana sady magnano gn'asany. \v 35 Anao me tsy mizaka hoe: "Efa-bolagny sisa da ho avy gne fararano?' Zakaiko aminareo, hatsipizo gne masonareo da iteo gne an-tanimboly, fa efa masaky sady ho hilaigny indreo! \v 36 Izay mihila da mandray karama sady manangogny vokatry ho ame fiainagny mandrakizay, ka hiaraky faly gne mpamafy miaraky ame mpihila.

1
04/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37 Fa amin'izany da marigny e zaka magnano hoe: 'Gne raiky mamafy, da gne raiky mihila,' \v 38 Nagniraky anareo hihila gne tsy nisasaranareo Iao. Indreo hafa gne nisasatry, da anareo gne niditry tamin'izany nisasarany."

1
04/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39 Maro tamindreo samaritana tamin'izany tanàgny zany gne nino Anazy nohon'e tatitrin'igny viavy nizaka hoe: " Nozakainy taminà aby e raha nataomk aby io." \v 40 Da rehefa nagnantogny Anazy indreo samaritana, da nangataky nAnazy mba hijanogny hiaraky amindreo, da nijanogny tamignao roy andro Izy.

1
04/41.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 41 Maro gne nino nohon'e Zanany. \v 42 Hoy indreo tamin-draviavy hoe: "Tsy noho gne raha nozakainao gne hinoanay, fa anay minsy gn'efa nahare, da fantanay fa Izy tokôtry gne Mpamonjy am'izao tontolo izao."

1
04/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Tafaran'e Roy andro io, da niala avy tao Izy handea a Galilia. \v 44 Fa Jesosy mihintsy gne nagnambara fa gne mpaminany da tsy manan-danja ame taniny nanokagny. \v 45 Rehefa avy ta Galilia Izy, da nandray Anazy indreo Galilia. Indreo da nahita gne raha aby naniny ta Jerosalema tamign'andro firavoravoagny, satria nandeha tamin'e andro firavoravoagny avakoa indreo.

1
04/46.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 46 Da avy te Kana a Galilia indraiky Izy, gne toeragny namadiany gne rano ho divay. Nisy tandapa raiky zay nanagny zanaky là marary ta Kapernaomy.\v 47 Rehefa regniny fa avy ta Jodia ande a Galilia Jesosy, da nagnantogny tam'i Jesosy Izy sad nangataky taminazy mba nidigny mba hagnasitragny gne zanany là, izay efa ho faty.

1
04/48.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 48 Avy teo Jesosy nizaka taminazy hoe: "Raha tsy mahita famantaragny sy fahagagagny anareo, tsy mba hino minsy."\v 49 Hoy e tandapa taminazy hoe: "Tompoko, midigna alohan'e fahafatesan'e zanako."\v 50 Hoy I Jesosy taminazy hoe: "Mandiana. Velogny e zanakao." Nino gne zakan'i Jesosy ra lelà, da dila izy.

1
04/51.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 51 Raha igny izy nidigny igny, da nitsena anazy indreo mpanompony, nizaka fa velogny gne zanany.\v 52 Da nagnontany andreo gne lera nagnaretagny izy. Namaly anazy indreo hoe: "Omaly tamin'e lera fafafito gne nelan'e tazo taminazy.

1
04/53.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 53 Fantatr'i abany avy teo fa tamin'io lera io e nizakan'i Jesosy anazy hoe: "Velogny e zanakao." Da nino gne tegnany miaraky amin'e fianakaviany marobe. \v 54 Izany gne famantaragny faharoy nanin'i Jesosy tamin'Izy niala ta Jodia ho a Galilia.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tafaran'izany da nisy firavoravoan'e Jiosy, da niakatry ho a Jerosalema Jesosy. \v 2 Da ta Jerosalema akekin'e vavahadin'ondry, da nisy farihy, izay nangiagny tamin'e Hebreo hoe Betesda, da misy fialofagny dimy izany. \v 3 Maro gn'olo marary, jamba, malemy, na tsy afa-mihetsiky natory tao. (Fagnamarihagny: Gne antotan-taratasy taloha tena tsara da magnala gne fehezanteny hoe: "Mandigny gne fihetsehan'e rano") \v 4 (Fagnamarihagny: Gne antotan-taratasy taloha tena tsara da magnala gne and. 4 hoe: "Fa nisy anjelin'e Tompo raiky nidigny da nampihetsiky gne rano indraindraiky sady ndre is ndre ia nandroso tamignao rehefa nihetsiky gne Rani da sitragny taminy gn'aretigny namparary anazy ndre ino ndre ino.")

1
05/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Da nisy lelà raiky teo izay efa narary valo amby telo-polo taogny. \v 6 Rehefa hitan'i Jesosy natory tamigneo izy, sady tafany gne nahatsapany fa efa an-taogny maro izy e teo, da hoy Izy taminazy hoe: "ta-ho sitragny me anao?"

1
05/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Namaly igny lelà marary igny hoe: "Tompoko, tsy managny ndre ia ndre ia iao handroboky ana agnaty farihy rehefa nihetsiky gne rano, Rehefa mande iao, da misy misosoky aloahako." \v 8 Hoy Jesosy taminazy hoe: "Mitsangàna, ndeso gne fandrianao, da mandehana."

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Tonga da sitragny gne lelà, da nalainy gne fandriany da nandea izy. Sady Sabata gn'andro tamin'io.

1
05/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Da hoy indreo Jiosy tame sitragny hoe: "Sabata gn'andro da tsy mahazo minday gne fandrianao anao". \v 11 Namaly izy hoe: "Gne hagnasitragny ana gne nizaka hoe: 'Ndeso gne fandrianao da mandiàna.'"

1
05/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Da nagnontany anazy indreo hoe: "Ia e lelà nizaka taminao hoe: 'Ndeso gne fandrianao da madiàna'?"\v 13 F'izy, igny olo sitragny igny tsy nahafantatry an'Azy satria nisitaky moramora Jesosy fa nisy fokonolo tamigneo.

1
05/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Avy teo, hitan'i Jesosy t'an-tempoly izy da hoy Izy taminazy hoe: "Indro, sitragny anao! ka manota sanaky, mba tsy hiseo aminao gne Raha ratsy amboniny e teo." \v 15 Avy teo da dila ralelà da nitatitry tamin-dreo Jiosy fa Jesosy gne hagnasitragny anazy.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Noho io Raha maro be ireo da nagnenjiky an'i Jesosy indreo Jiosy, satria nagnano gne raha aby io tamign'andro Sabata Izy. \v 17 Da namaly andreo Jesosy hoe: "I Abako da miasa egny ndre am'izao aza, da Iao, avakoa, da miasa." \v 18 Noho izany, da vômaiky mitady hamono Anazy indreo Jiosy tsy nohon'e fagnamboarany tsisy dikany gne Sabata avao, fa gne nagnangihany an'Andriamanitry avakoa hoe Iabany nanokagny, magnano gne tegnany ho nitovy amin'Andriamanitra.

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Da Jesosy namaly andreo hoe :"Zakaiko aminareo marina, da marina tokôtry, fa gne zanaky da tsy afaky magnano ndre ino ndre ino ho anazy, afa-tsy gne hitany anin' I Abany avao, fa ndre ino ndre ino amboarin'e Ray, da amboarin'e Zanaky avakoa izany raha aby zany. \v 20 Fa gne Ray tia gne Zanaky ka magnambara anazy gne raha marobe izay namboarin'e tegnany, sadyhampiseo anazy raha zakabe mihoatry gne raha maro be io Izy mba ho gaga anareo.

1
05/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Fa akô gne Aba manangagny sady mamelogny gne maty, da akô izany avakoa gne ameloman'e Zanaky izay tiany. \v 22 Fa gne Aba tia da tsy mitsara ndre ia ndre ia, fa nomeny e Zanaky gne fisaragny aby \v 23 mba hagnajan'e olo aby gne zanaky akô gne hagnajàn-dreo gne Aba. Izay tsy magnaja gne Zanaky da tsy magnaja gne Ray nagniraky Anazy.

1
05/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Zakaiko aminareo marina, da marina tokôtry, fa ze maregny gne zakako sady mino any gne nagniraky Ana da managny gne fiainagny mandrakizay da tsy ho heloigny, fa niala tamin'e fahafatesagny ho amin'e fiainagny izy.

1
05/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Zakaiko aminareo marina, da marina tokôtry, fa avy gne lera, sady tonga izany am'izao fotoagny izao, raha naregny gne feon'e Zanak'Andriamanitry gne maty, da ho velogny idreo izay maregny.

1
05/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Da akô gne Ray managny fiainagny Aminazy ao, gne nagnomezagny gne Zanaky avakoa mba hanagnany fiainagny Aminazy ao, \v 27 sady nomen'ny Ray fahefagny hitsara gne Zanaky noho Izy Zanak'olo.

1
05/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Ka gaga amizany, fa Tonga gn'andro haregnesan'olo an-kobory gne feony\v 29 da hibôky: idreo nagnano gne tsara da ho ame fitsanganagny ho amin'e fiainagny, fa indreo izay nagnano gne ratsy kosa da ho agny ame fitsanganagny ho ame fitsaragny.

1
05/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Tsy afaky magnano ndre ino ndre ino raha Iao avao. Araky e regniko, gne itsarako, da gne fitsarako da marigny satria tsy mitady gne sitrapoko nanokagny Iao fa gne sitrapon'Izy nagniraky Anà. \v 31 Raha tokony hagnambara e momba gne tegnako Iao, da tsy marigny e fagnambarako. \v 32 Misy raiky hafa nagnambara gne momba Anà, sady fantako fa marigny gne fagnambaragny Nozakainy momba Anà.

1
05/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Nirahigny nande tamin'i Jaona anareo, sady nagnambara gne marigny izy. \v 34 F'izy gne fagnambaragny izay tazomiko da tsy avy amin'olo. Mizaka an'izany raha zany Iao mba mety ho voavonjy anareo. \v 35 Jaona da jiro nirehitry sady magnazava, sady anareo nagniry gne hifaly selasela tamin'e fahazavagny.

1
05/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36 F'izy gne fagnambarako da mbola lehibe noho gne an'i Jaona, fa gne asa maro nomen'ny Ray ho tanterahiko, gne asa maro aniko aby io, gne magnambara gne momba Anà fa nirahin'ny Ray Iao.\v 37 Gne Ray Izay nagniraky Ana minsy gne nagnambara Anà. Tsy mbola naregny gne feony na nahita gne tarehiny anareo. \v 38 Sady gne zakany tsy mba mipetrky agnatinareo, satria tsy mino gne nirahiny anareo.

1
05/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39 Mitadia gne Soratry Masigny anareo satria heverinareo fa amin'io iaha io gne anagnanareo fiainagny mandrakizay, sady gne Soratry Masigny aby io avao gne magnambara momba Anà, \v 40 F'izy tsy vonogny gne hagnantogny Anà anareo mba hanagnanareo fiainagny.

1
05/41.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 41 Tsy mandray laza avy ame gn'olo Iao,\v 42 satria fantako fa tsy misy fitiavagny an'Andriamanitry agnatinareo.

1
05/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Avy amin' e agnaran'ny Raiko Iao, f'izy tsy raisinareo. Raha misy hafa tonga amign'agnarany manokagny, da ho raisinareo izy.\v 44 Akognaia gne hinoanareo, anareo izay mandray laza avy amin'olo hafa f'izy tsy mitadia gne laza avy amin'Andriamanitra tokagny?

1
05/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 45 Ka mieritreritry hoe Iao gne hitory anareo amason'e Ray. Gne raihy hitory anareo da I Mosesy, izay nametrahanareo gne fagnantenanareo. \v 46 Raha nino an'i Mosesy anareo da tokony hino Anà, satria nanoratry gne momba Anà izy.\v 47 Raha tsy mino gne raha aby nosoratany anareo da akognaia gne hino gne zakako?

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tafaran'e Raha maro be io, da nandeha nitsaky gne ranomasin'i Galilia Jesosy, angiagny avakoa hoe ranomasin'i Tiberiasy. Nisy fokonolo marobe \v 2 nagnaraky Anazy satria hitandreo gne famantaragny izay naniny tamign'e marary. \v 3 Niakatry tamin'e tendrombohitry I Jesosy da nidoboky tegny niaraky tamindreo mpianatriny Izy.

1
06/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 (Da gne Paska, gne andro firavoravoan'e Jiosy, da efa akeky.) \v 5 Da nagnety t'akabôgny Jesosy da nahita fokonolo marobe nagnantogny Anazy, Da hoy Izy tamin'i Filipo hoe: "Aia gne hividianan-tsika mofo mba hafandreo nihinagny?" \v 6 (Fa Jesosy nizaka an'izany mba hitsapagny an'i Filipo, fa efa fantany gne ho aniny.)

1
06/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 I Filipo Namaly Anazy hoe: "Ndre da mofo roanjato dinaria aza tsy ho amoy ho an'e tsiraidraiky ndre da kidy agnaby aza.\v 8 "Raiky tame mpianatry, Andrea, ralàhin'i Simona Petera, nizaka tamin'i Jesosy hoe:\v 9 "Misy lelà raiky etoa managny mofo dimy da laok'andrano riy, fa ino ireo agnatrehan'olo marobe toa?"

1
06/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Da Jesosy nizaka hoe: "Ampidoboy gne olo" (sady feno ahitry tamin'e toeragny.) da nidoboky gne olo, akevikeviny ho dimy arivo teo gne isany. \v 11 Avy teo Jesosy nangala an'e mofo maro io da rehefa avy nisaotry, da nizara an'izany tamindreo nidoboky teo. Akô izany avakoa gne naniny tamin'igny laoky an-drano igny, da maro gne nilain-dreo. \v 12 Rehefa voky gne olo, da hoy Izy tamin'e mpianatriny hoe: "Aorogny gne sisa tavela, mba tsy hisy ho very."

Some files were not shown because too many files have changed in this diff Show More