Sat Mar 07 2020 17:21:48 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-07 17:21:48 +03:00
commit b9edea3e9c
71 changed files with 148 additions and 2 deletions

1
08/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 (Fanamarihagny: Eteo gne fanamarihagny momban'i Jaona 7: 53-8: 11etsy ambony) nandeha an-tany agnabon'i Oliva jesosy. \v 2 Vao nandraigny da nandeha an-tempoly koa Izy, sady e fokonolo agnaby da nagnatogny an'azy; nipetrakyIzy da nampianatry andreo. \v 3 E mpanora-dalàgny sy indreo Fariseo da nitondra viavy raiky tratry nijangajanga. Nperakandreo t'antegnantegna izy.

1
08/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 (Fanamarihagny: Jereo gne fagnamarihagny momban'i Jaona7: 53-8:11 etsy ambony) Aveo hoy indreo tamin'azy: "Ry mpampiamatry ô, ity viavy ity da tratry teo am-pijangajangagny. \v 5 Sady ao ame lalàgny, Mosesy nibaiko anay mba hitora-bato gne olo akô zany; ino gne ambaranao momba an'azy?" \v 6 Nozakain-dreo hamandrihagny an'Azy fotsiny anefa zany mba ahafandreo magnameloky an'Azy, fa Jesosy kosa niondriky sady nanoratry tame tany tame rantsan-tanany.

1
08/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 (Fnamarihagny: Eteo gne fanamarihagny momban'i Jaona 7 53-8: 11 etsy ambony) Refa nametraky fanontaniagny tamin'Azy fezay indreo, da nitsangagny Izy ka nizaka andreo hoe: "Izay tsy nanota taminareo, aoka izy hitora-bato an'azy voalohany." \v 8 Da niondriky koa Izy, sady nanoratry tame tany tame rantsan-tanany.

1
08/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 ( Fanamarihagny: Eteo gne fanamarihagny momban'i Jaona 7: 53-8: 11 etsy ambony) Refa naregny zany indreo, da niala tsikiraikiraiky, nanomboky tame zokiny indrindra. Sady e farany da Jesosy raiky avao e sisa tabela teo, niaraky tame viavy zay t'antegnantegnany. \v 10 Ntsangagny Jesosy ka nizaka tamin'azy hoe: "Raviavy, fa lasa aia e mpagnameloky anao? Tsy misy manameloky anao ve? " \v 11 Hoy izy hoe: " Tsy misy tompoko." Ary hoy Jesosy hoe: "Tsy manameloky anao iao. Mandehana da aza manonta koa."]

1
08/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Nizaka tamindreo koa Jesosy, nagnano hoe: "Izaho no fahazavan'zao tontolo zao; zay magnaraky Anah da tsy andeha ame haizigny fa hanagny fiainagny. " \v 13 Hoy indreo Fariseo tamin'Azy hoe: " Anao da magnambara e tegnanao; tsy marigny e fagnambaranao."

1
08/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Jesosy namaly tamindreo hoe: "Na da magnambara gne tegnako aza iao, da marigny e fagnambarako. Lalako e nihaviako da gne lalagny andehanako, fa anareo kosa da tsy mahafantatry zay nihaviako na zay andehanako. \v 15 Anareo da mitsara arak'e nofo; fa Iao tsy mitsara ndre ia ndre ia. \v 16 Ndre da mitsara aza iao; da marigny e fitsarako satria tsy raiky iao, fa miaraky ame Ray zay nagniraky Anah.

1
08/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Eka, sady ao ame lalànareo da voasoratry fa marigny gne fijoroan'e olon-droy vavlombelogny.\v 18 Iao gne magnambara gne tegnako, sady gne Ray zay nagniraky Anah avakoa da magnambara Anah."

1
08/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Hoy indreo tamin'Azy hoe: "Aia e iabanao?" Jesosy namaly hoe: " Tsy fantatrareo ndre Iao ndre e Raiko; raha mahafantatry Anah anareo, da mahafantatry e Raiko avakoa." \v 20 Teo akaikin'e fandatsahan-drakitry Izy e nizaka zany teny zany raha igny Izy nampianatry teo ame tempoly igny, sady tsy nisy nanambotry an'Azy satria mbola tsy tonga e lerany.

1
08/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Da hoy koa izy tamindreo hoe: "Andeha iao; hitady Anah anareo sady ho faty ame fahotanareo. Zay andehanako, da tsy ho azonareo andehanagny."\v 22 Hoy e Jiosy hoe: "Hamono tegna ve Izy? zany ve antony nizakany hoe: 'Zay andehanako,tsy azonareo andehanagny'?"

1
08/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Hoy i Jesosy tamindreo hoe: "Avy ety ambany anareo; Iao kosa avy ambony. Avy amin'zao tontolo zao anareo; fa Iao tsy avy amin' zao tontolo izao. \v 24 Noho zany, nambarako taminareo fa ho faty ao ame fahotanareo anareo. Fa raha tsy mino anareo fa IZAHO E IZY, da ho faty ame fahotanareo anareo. "

1
08/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Noho zany da hoy indreo tamin'Azy: "Ia me anao?" Hoy i Jesosy tamindreo hoe: "Arak'e voazakako taminareo hatrany am-boalohany.\v 26 Managny raha marobe ho zakaigny sady hitsaràgny anareo Iao. Kanefa, Izy zay nagniraky Anah da marigny; sady e raha zay regniko avy tamin'azy, da ambarako am'zao tontolo zao." \v 27 Tsy azondreo anefa fa Izy da niresaky tamindreo momba gne Ray.

1
08/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Hoy Jesosy hoe: "Refa asandratrareo gne Zanak'Olona, da ho fantatrareo fa iao e Izy, ary tsy magnano ndre ino ndre ino ho Anah Iao. Araky gne nampianarin'ny Ray Anah, gne hizakako ireo raha ireo. \v 29 Izy zay nagniraky Anah da miaraky aminah, ary tsy hamela Anah ho raiky Izy, noho Iao magnano zay ankasitrahany mandrakariva." \v 30 Raha nizaka ireo raha ireo Jesosy, da maro gne nino an'Azy.

1
08/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Jesosy nizaka tamin'ireo Jiosy zay nino an'Azy hoe: "Raha mipetraky ame zakako anareo, da ho tena mpianatriko; \v 32 Ary ho fantareo gne marigny, ary gne marigny hanafaky anareo." \v 33 Ary izy ireo namaly an'Azy hoe:" Taranak'i Abrahama iay sady tsy mbola nandevozin'ia ndre ia hatramizay; koa ahoagny gne hizakanao hoe: 'Ho afaky anareo'?"

1
08/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 34 Jesosy namaly andreo hoe: "Zakaiko aminareo, marigny, da marigny tokôtry, fa indreo zay manota da andevon'e ota. \v 35 Gne andevo da tsy mipetraky an-dragno mandrakizay. \v 36 Noho zany, raha gne Zanaka e manafaky anareo, da ho afaky tokôtry anareo.

1
08/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37 Lalako fa taranak'i Abrahama anareo; mitady zay hahafaty anah satria tsy managny toeragny ao aminareo gne teniko. \v 38 Mizaka zay hitako niaraky tame Raiko iao, sady anareo koa magnano zay regninareo tame rainareo. "

1
08/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39 Namaly indreo ka nizaka tamin'Azy hoe: "Abrahama e rainay." Jesosy nizaka andreo hoe: "Raha zanak'i Abrahama anareo, da hagnano gne asan'i Abrahama. \v 40 Kanefa, ankehitriny anareo mitady hamono anah, zay lelà nizaka taminareo gne marigny zay regniko tamin'Andriamanitry. Abrahama tsy nagnano zany.\v 41 Anareo da magnano gne asan'e rainareo." Hoy indreo tamin'Azy hoe: "Tsy teraky tame fijangajangagny iay; raiky avao gne iabanay: da Andriamanitry. "

1
08/42.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 42 Jesosy nizaka andreo hoe: "Raha Andriamanitry gne rainareo, da tokony ho tia Anah anareo, satria avy tamin'Andriamanitry gne nibohàko da nandehanako aty; fa tsy tonga ho azy iao, fa Izy e nagniraky Anah.\v 43 Nahoagny gne tsy azonareo gne zakako? Zany da satria tsy afaky hagneky gne zakako anareo. \v 44 Avy ame rainareo anareo, e devoly, ary gne tianareo atao da gne filàgny zay namboarin'e rainareo. Mpamono ologny hatramin'zay izy sady tsy mijoro ame fahamarinagny satria tsy misy marigny ao amin'azy. Refa mivandy izy, da gne toetry famboariny avao gne zakainy satria mpivandy Izy sady rain'e vandy.

1
08/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 45 Kanefa, satria mizaka gne marigny iao, da tsy mino Anah anareo. \v 46 Ia aminareo e manameloky Anah ame fahotagny? Raha mizaka gne marigny iao, nahoagny gne tsy hinoanareo? \v 47 Zay avy amin'Andriamanitry; tsy maregny zany anareo satria tsy avy amin'Andriamanitry."

1
08/48.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 48 Namaly e Jiosy ka nizaka tamin'Azy hoe: "Moa ve tsy mizaka gne marigny iay fa Samaritana Anao ary misy demonia?" \v 49 Jesosy namaly hoe: " Tsy misy demonia iao, fa magnome voninahitry e Raiko, ary anareo tsy magnome voninahitry Anah.

1
08/50.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 50 Tsy mitady gne voninahitro Iao; misy raiky mitady sady mitsara. \v 51 Zakaiko aminareo, marigny, da marigny tokôtry, fa raha misy mitandrigny gne zakako, da tsy hahita fahafatesagny mandrakizay izy."

1
08/52.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 52 Hoy indreo Jiosy tamin'Azy hoe: "Amizao fotoagny zao lalanay fa managny demonia anao. Efa maty Abrahama da ireo mpaminany; Kanefa anao mizaka hoe: 'Rah misy mitandrigny gne zakako, da tsy hahita fahafatesagny mandrakizay izy.' \v 53 Tsy zakabe noho gne rainay Abrahama zay Efa maty Anao, sa ve zakabe? Indreo mpaminany avakoa da maty. Magnano gne tagnanao ho iza me Anao?"

1
08/54.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 54 Jesosy namaly hoe: "Raha mankalaza gne tegnako Iao, da ho tsinotsinogny gne voninahitro; gne Raiko zay ataonareo ho Andriamanitry gne mankalaza Anah. \v 55 Tsy lalanareo Izy, fa Iao mahalala an'Azy. Raha mizaka Iao hoe: ' tsy mahalala an'Azy Iao,' da akô anareo, mpivandy. Kanefa, lalako Izy ka mitandrigny gne zakany Iao. \v 56 Gne rainareo da nifaly nahita gne androko; nahita an'zany izy da faly."

1
08/57.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 57 Hoy indreo Jiosy tamin'Azy hoe: "Mbola tsy misy dimampolo taogny aby anao, ka da efa nahita an'i Abrahama ve? \v 58 Ary hoy Jesosy tamindreo hoe: "Zakaiko aminareo, marigny, da marigny tokôtry, talohan'e naterahan'i Abrahama, da Iao e Izy." \v 59 Aveo da nangalaky vato hatoraky an'Azy indreo, fa Jesosy kosa niafigny ka nijotso gne tempoly.

1
08/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha-8

1
09/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ary raha nandalo Jesosy, da nahita lelà jamba hatramin'izy vô teraky. \v 2 Nanontany an'Azy e mpaminany hoe: "Raby, ia rô e nanota, io lehilahy io sa e ray aman-dreniny, no da teraky jamba akô zao izy?"

1
09/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Jesosy namaly hoe: " Tsy io lelà io gne nanota, na e ray aman-dreniny, fa nanigny izao mba hanehoagny amin'azy gn'asan'Andriamanitry. \v 4 Tsy manao e asan'izay Anà isika raha mbola mazava. Fa ho avy gn'aligny zay tsy ahafahan'ia ndre ia miasa esanaky.\v 5 Râ mbola eto am'zao tontolo zao Iao, Da Iao gne fahazavan'zao tontolo zao."

1
09/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Refa avy nizaka an'zany Jesosy, da nandrora tame tany, sady nganano feta tame rora, ka nagnosotry gne fotaky tame mason'e lelà. \v 7 Hoy izy tamin'azy hoe: "Mandehana, sasao egny ame ranon'e Siloama (zay adika hoe: nirahina) gne masonao." Ka lasa ralelà, nanasa an'zany, da nipody nahiratry.

1
09/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Ary nifampanontagny ireo ologny mpiray voy rindrigny tamin-dralelà da ireo zay nahita an'azy nangataky taloha nagnano hoe: "Tsy ty ve e lelá nipetraky nangataky teto?"\v 9 Gny sasany nagnano hoe: "Izy io." Da e hafa nizaka hoe: "Tsia, fa mitovy amin'azy avao izy." Fa izy kosa nagnano hoe: "iao ty."

1
09/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Hoy indreo tamin'azy hoe: "Koa ahoagny ary e nahiratan'e masonao?" \v 11 Namaly izy hoe: "Ilay lelà antsovagny hoe Jesosy gne nagnano feta da nagnosotry an'zany tame masoko ka nizaka taminah hoe: 'Mandihana agny Siloama da sasao e masonao.' Da nandeha iao sady nanasa an'zany, ka nahiratry." \v 12 Hoy indreo tamin'azy hoe: "Aia Izy?" Da novaliany hoe: "Tsy fantatro."

1
09/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Nentindreo tame Fariseo e lelà zay jamba taloha. \v 14 Tame andro sabata moa gne nagnamboaran'i Jesosy gne feta da nampahiratany gne masony. \v 15 Ary nanontagny an'azy koa indreo Fariseo gne ame fomba nahiratany. Hoy tamindreo hoe: "Nasiany feta gne masoko, nosasako, ka mahita iao zao."

1
09/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Gne sasany tamindreo fariseo nizaka hoe: "Tsy avy amin'Andriamanitry ty lelà ty satria tsy mba nagnaja gne andro Sabata." Gne hafa nagnano hoe: " Ahoagny gne afahan'e ologny mpanota magnano famantaragny zakabe akô zao?" Ka da nisy fizarazaragny teo amindreo.\v 17 Ka da nipody nanontagny e lelà jamba koa indreo hoe: "Ino gne ambaranao momba an'Azy, hatramin'e nampahiratany gne masonao?" Hoy e lelà jamba hoe: "Mpaminany Izy." \v 18 Ary mbola tsy nino gne momba an'azy avao ireo Jiosy hoe izy da efa jamba ka nahiratry raha tsy nangaiky gne ray aman-drenin'e lelà nahiratry indreo.

1
09/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Nagnontany e ray aman-dreny indreo hoe: "Ty ve e zanakareo zay zakainareo fa hoe teraky jamba? Koa ahoagny ary e nahitany zao?" \v 20 Ary da novaliany hoe: "Lalanay fa zanakay io sady teraky jamba izy. \v 21 Saigny gne ame nahitany, tsy lalanay, sady zay nampahiratry gne masony, tsy lalanay. Anontanio an'azy, efa zakabe izy. Afaky mizaka ho an'e tegnany izy."

1
09/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Nizaka an'zany e ray aman-dreniny, satria natahotry andreo Jiosy indreo. Satria efa nifagneky indreo Jiosy fa raha misy magneky an'Azy ho Kristy, da ho roahigny hiala ao ame synagoga izy. \v 23 Nohon'e amin'zany, gne nizakandreo ray aman-dreniny hoe: "Efa zakabe izy, izy gne agnontanio."

1
09/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Da nangaiky e lelà jamba taloha fagnindroany koa indreo da nizaka tamin'azy hoe: "Omeo voninahitry Andriamanitry. Lalanay fa mpanota zany lelà zany." \v 25 Aveo da namaly e lelà hoe:" Tsy lalako aloha raha mpanota Izy. Ny hany lalako dia zao: efa jamba iao taloha, fa amizao iao mahita."

1
09/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Aveo da hoy indreo tamin'azy hoe: "Fa ino gne namboariny taminao? Ahoana gne fomba nampahiratany gne masonao?" \v 27 Da namaly izy hoe: "Efa nambarako taminareo, fa tsy niteno anareo! Ka nahoana ianareo gne te- hiteno zany koa? Te ho isan'ny mpianany koa ve anareo, sa sa tsy zany?" \v 28 Nagneso an'azy indreo ka nizaka hoe: "Anao gne mpianany, fa iay mpianatr'i mosesy. \v 29 Lalanay fa efa niresaky tamin'i Mosesy Andriamanitry, fa raha zany lelà zany da tsy lalanay zay nihaviany."

1
09/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Da namaly e lelà ka nagnano tamindreo hoe: "Mahagaga zany, tsy lalanareo izay nihaviany, kanefa nampahiratry gne masoko Izy. \v 31 Lalatsika fa tsy miteno gne mpanota Andriamanitry, fa raha misy mazoto mivavaky da magnano gne sitrapony, da miteno an'azy izy.

1
09/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Hatramin'e niatombohan'zao tontolo zao da tsy mbola regny mihintsy hoe nisy nampahiratry gne mason'zay teraky jamba.\v 33 Koa raha tsy avy amin'Andriamanitry zany lelà zany, da tsy mahefa ndre ino ndre ino."\v 34 Sady namaly indreo ka nagnano hoe: "Tena teraka tame ota anao, da anao koa ve gn'ampianatry anay?" Aveo da noroahindreo hijotso izy.

1
09/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Regnin'i Jesosy fa noroahindreo tao ame Synagoga izy. Ary Izy nahita azy da nizaka hoe: "Mino gne Zanak'Olona ve ianao?"\v 36 Namaly izy hoe: "Iza me gne Izy?" \v 37 Jesosy nagnano tamin'azy hoe: "Efa nahita an'Azy anao, sady e raiky zay miresaky aminao zao zany." \v 38 Hoy e lelà hoe: "Tompo, mino aho." sady nidera an'Azy izy.

1
09/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39 Jesosy nizaka hoe: "Fa fitsaragny gne nahatongavako eto amin'zao tontolo zao mba hahiratry indreo zay jamba sady mba ho tonga jamba indreo zay mahiratry." \v 40 Naregny an'zany gne sasany tamin'e Fariseo zay niaraky tamin'azy ka nagnontany hoe: "Ary iay avakoa ve jamba?" \v 41 Fa Jesosy nizaka tamindreo hoe: " Raha jamba anareo, da tsy nanan-keloky, fa anareo kosa amizao fotoagny zao mizka hoe: 'Mahiratry iay,' da mbola mipetraky gne helokanareo."

1
09/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 9

1
17/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Refa avy nizaka ireo raha ireo Jesosy, da nanandratry gne masony ho ame lagnitry Izy ka nagnano hoe: "Ray ô, tonga gne fotoagny, mankalazà gne Zanakao mba hankalazan'e Zanaka anao_ \v 2 akô gne nagnomezanao An'Azy fahefagny ambonin'e nofo agnaby mba hanomezany fiainagny mandrakizay ho an'zay marobe nomenao Azy .

1
17/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Iao e fianagny mandrakizay: da gne ahafantarandreo Anao, e Andriamanitry tokagny sady marigny, sady Izy zay nirahinao, da Jesosy Kristy. \v 4 Nankalaza Anao iao teto an-tany. Efa vitako gne asa zay nomenao Anah ho amboariko. \v 5 amizao fotoagny zao, ry Ray, hankalazao miaraky ame tegnanao Iao ame voninahitry zay nanagnako niaraky taminao talohan'e nahariagny zao tontolo zao.

1
17/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Nampahafantatry gne agnaranao tame ologny zay nomenao Anah avy amizao tontolo Iao. Anao ireny, sady nomenao Anah, ary notandremany gne zakanao. \v 7 Amizao fotoagny zao lalandreo fa gne raha aby zay nomenao Anah da avy aminao, \v 8 satria nomeko andreo aby gne teny zay nomenao Anah. Noraisindreo ireny sady lalany marigny tokôtry fa avy taminao Iao, sady nino indreo fa Anao ne nagniraky Anah.

1
17/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Mivavaky ho andreo Iao. Tsy mivavaky ho an'e zao tontolo izao Iao fa ho andreo zay nomenao Anah, noho indreo anao. \v 10 Gne raha aby zay Anah da Anao, sady izay Anao da Anah, sady hankalazaigny amin'ireny Iao.\v 11 Tsy amizao tontolo zao koa Iao, fa ireo ologny ireo da eto amizao tontolo zao, sady magnatogny anareo Iao. Ray Masina ô, tano ame agnaranao zay nomenao Anah indreo mba hitambatry ho raiky, akô gne maha raiky atsika.

1
17/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Raha mbola tamindreo Iao, da nitàgny andreo tame agnaranao, zay nomenao Anah. Niaro andreo Iao ary tsy nisy very dre da raiky aza, afa-tsy gne Zanaky gne fahaverezagny avao, mba ho tanteraky gne Soratra Masina.\v 13 Sady ho agny aminao Iao, fa mizaka ireo raha ireo amizao tontolo zao Iao mba hahatanteraky gne hafaliako ao amindreo. \v 14 Efa nomeko andreo gne zakanao, sady nankahalain'zao tontolo zao indreo satria tsy avy amizao tontolo zao, akô Anah tsy an'zao tontolo zao.

1
17/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 \v 15 o da tsy mangataky Aminao gne hangalanao andreo am'zao tontolo zao, fa mba hiarovanao andreo ame ratsy. \v 16 Indreo da tsy an'zao tontolo zao, akô Anah tsy an'zao tontolo zao. \v 17 Hamasino ame fahamarinagny indreo. Fa zakanao gne fahamarinagny.

1
17/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Akô gne nagnirahanao Anah ho am'zao tontolo zao,gne nagnirahako andreo ho am'zao tontolo zao avakoa. \v 19 Fa nohon'e fitiavako andreo gne nagnamasinako gne tegnako, mba hanamasinagny gne tegnandreo ame fahamarinagny avakoa.

1
17/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Iao da tsy mivavaky ho andreo fotsiny, fa ho andreo zay hino Anah ame alalan'e zakandreo koa \v 21 mba ho raiky avao izy agnaby, akô anao, Ray, ato aminah, sady Iao ao aminao. Mivavaky iao mba ho ao amitsika avakoa indreo mba hinoan'zao tontolo zao fa nagniraky Anah Anao.

1
17/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Gne voninahitr'Andriamanitry zay nomenao Anah, da nomeko andreo, mba ho raiky indreo, akô gne maha raiky atsika. \v 23 Iao amindreo, sady anao ato aminah-ka ho tegna raiky tanteraky tokoa indreo, mba ho lalan'zao tontolo zao fa nagniraky Anah Anao, sady nitia andreo akô gne nitiavanao Anah.

1
17/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Ray ô, ireo zay nomenao Anah da teko mba hagnaraky Anah ndre aia ndre aia misy Anah, sady hahita gne voninahitry zay nomenao Anah satria nitia Anah Anao talohan'e nahariagny zao tontolo zao.

1
17/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Ray marigny ô, tsy nahalala Anao zao tontolo zao, fa Iao mahalala Anao; sady indreo mahalala fa nagniraky Anah Anao. \v 26 Nampalalàko andreo gne agnaranao, sady mbola ho hampalalàko zany mba ho ao amindreo gne fitiavanao Anah, sady Iao ho ao a! indreo."

1
17/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 17

1
18/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tafaran'e nizakan'i jesosy ireo zaka ireo, da nijotso niaraky tame mpianatriny Izy ho eny ampita egny ame lohasan-drika an'i Kidrona, zay nisy saha nidirany da ireo mpianatriny. \v 2 Sady Jodasy, zay hamadiky an'i Jesosy, nahafantatry gne toeragny koa, satria nandeha matetiky tegny Jesosy da ireo mpianatriny. \v 3 Aveo Jodasy, nitariky ireo vondrogny miaramila da ireo mpiandry raharaha sasany avy amin'ireo lohan'e mpisorogny da Fariseo, nandeha tagny niaraky tame fanilo, fanala da fitaovam-piadiagny.

1
18/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Aveo Jesosy, zay efa nahalala gne raha marobe hitranga Amin'azy, nandroso teo aloha sady nagnontany andreo hoe: "Ia gne tadiavinareo?" \v 5 Namaly An'azy indreo hoe: "Jesosy avy any nazareta." Sady hoy Jesosy tamindreo hoe : "Iao e Izy." Jodasy,zay namadiky an'Azy, da nitsangagny niaraky tamin'ireo miaramila avakoa.

1
18/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Ka refa nizaka tamindreo Izy hoe: "Iao e Izy", da nihemotry indreo ka lavo tame tany.\v 7 Aveo koa da nagnontany andreo Izy hoe: "Ia gne tadiavinareo?" Sady nizaka koa indreo hoe: "Jesosy avy agny Nazareta."

1
18/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Jesosy namaly hoe: "Nizaka anareo Iao fa Iao e Izy. Noho zany raha mitady Anah anareo, da avelao itoa handeha." \v 9 Zany da mba hahatanteraky gne zaka nozakainy hoe: "Aminareo zay nomenao Anah, tsy nasiko very ndre raiky aza."

1
18/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Aveo Simona Petera, izay nanagny sabatry, namoaky an'zany sady namely e mpanompon'e mpisorogny be ka nahakapa gne sofiny ankavanagny. Sady Malko gne agnaran'e mpanompo. \v 11 Hoy i Jesosy tamin'i Petera hoe: "Averegno ao ame tragnony gne sabatrinao. Tsy tokony hosotro gne kapoaky zay nomen'e Ray Anah me Iao?"

1
18/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Noho zany ireo vondrogny miaramila da gne kapiteny, sady ireo mpiandry raharahan'ireo Jiosy, da nisambotry an'i Jesosy sady namatotry an'Azy.\v 13 Nentin'ireo tagny Anasy Izy aloha, satria izy da rafozan-dahin'i Kaiafa, zay mpisorogny be tamin'io taogny io. \v 14 Sady Kaiafa da e nagnome hevitry e Jiosy fa tsara kokoa raha misy ologny raiky maty ho an'e fokonolo.

1
18/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Nagnaraky an'i Jesosy Simona Petera, sady nagnano akô zany avakoa gne mpianatry raiky hafa. Sady lalan'e mpisorogny be zany mpianatry zany, sady niditry niaraky tamin'i Jesosy tao ame kianjan'e mpisorogny be izy; \v 16 fa Petera da nijoro tao ambadik'e vavahady. Noho zany e mpianatry hafa, zay lalan'e mpisorogny be, da nijotso ka niresaky tame mpanompo vavy zay mpiambigny gne vavahady sady nitondra an'i petera hiditry.

1
18/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Avy eo e mpanompo viavy, mpiambigny gne vavahady, nizaka tamin'i Petera hoe: "Anao koa me tsy raiky ame mpanatrin'io lelà io?" Hoy izy hoe: "Tsy izy iao." \v 18 Sady nijoro teo ireo mpanompo da ireo mpiandry raharaha, sady nandrehitra afon'arigny indreo, satria nangatsiaky gne andro; ka nagnafana gne vatan-dreo. Petera koa niaraky tamindreo, nijoro teo sady nanafagny e vatagnany

1
18/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Nagnontany an'i Jesosy momba ireo mpianatriny da gne fampianarany gne mpisoronabe. \v 20 Jesosy namaly an'azy hoe: "Nizaka ampahibemaso tamizao tontolo zao Iao. Nampianatry mandrakariva tao ame Synagoga da tao ame tempoly Iao zay nifampitaonan'e Jiosy rehetra. Tsy nisy nozakaiko tame takogny.\v 21 Nahoagny anao gne magnotany Anah? Agnontanio an-dreo zay naregny Anah momba zay nozakaiko. Eteo, ireo ologny ireo da mahalala zay nozakaiko."

1
18/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Refa avy nizaka zany Jesosy, da nisy raiky tamin'ireo mpiandry raharaha nijoro teo namelaky tehamaigny an'i Jesosy sady nizaka hoe: "Zany ve gne fomba hamalianao gne mpisorogny be?" \v 23 Jesosy namaly an'azy hoe: "Raha nizaka raha diso Iao, mijoroa vavolombelogny amin'zany diso zany, fa raha marigny, nahoagny anao mamely Anah?"\v 24 Aveo Anasy nandefa an'Azy mifatotry nandeha amin'i Kaiafa e mpisorogny be.

1
18/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Sady nitsangagny Petera ka nanafagny gne tegnany. Aveo hoy ireo ologny tamin'Azy: "Anao koa me tsy raiky amin'ireo mpianatriny?" Nanda zany izy sady nizaka hoe: "Tsy izy iao."\v 26 Raiky tamin'ireo mpisoronabe, zay havan'e lelà nokapain 'i Petera gne sofigny , nizaka hoe: "Tsy hitako niaraky tamin'Azy tao ame saha me anao?"\v 27 Avy eo Petera nandà koa, sady avy da nagneno gn'akoho.

1
18/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Aveo nindesin-dreo tao ame Kaiafa ho agny agnaty rova Jesosy. Mbola mandraigny be gne andro tamin'zany, sady indreo da tsy niditry tso agnaty rova mba tsyho voaloto fa efa nihinagny gne paska.\v 29 Ka nijotso teo amindreo i Pilato ka nizaka hoe: "Ino gne fiampangagny indesinareo manohitry ty lelà ty?" \v 30 Namaly indreo sady nizaka hoe: "Raha tsy mpanao ratsy io lelà, da tsy natolotranay anao."

1
18/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Noho zany Pilato nizaka tamin-dreo hoe: "Hindesinareo Izy, sady tsarao araky gne lalànareo." Hoy ireo Jiosy tamin'Azy hoe: "Tsy ara-dalàgny ho anay gne manolotry ologny ho ho faty." \v 32 Nizaka zany indreo mba hahatanteraky gne zakan'i Jesosy zay nozakainy mba hizakàny hoe karazagny fahafatesagny akô ino gne hahafatesany.

1
18/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Aveo niditry tao agnaty rova koa Pilato ka nangaiky an'i Jesosy sady nizaka hoe: "Anao me gne mpajakan'e Jiosy?" \v 34 Jesosy namaly hoe: Magnontany avy ame tegnanao me anao, sa nisy hafa nizaka anao momba Anah?" \v 35 Pilato namaly: "Tsy Jiosy iao, sa tsy zany" Gne fokonolonao da ireo lohan'e mpisorogny gne natolotry anao taminà. Ino gne nataonao?"

1
18/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36 Jesosy namaly hoe: "Gne fanjakako da tsy avy eto ami'zao tontolo zao. Fa raha mba ao agnatin'zao tontolo zao gne fanjakako, da hiady ireo mpanompoko mba tsy hanoloragny Anah amin'ireo Jiosy. Fa amin'zao fotoagny zao gne fanjakako da tsy avy ety." \v 37 Aveo Pilato nizaka tamin'Azy hoe: "Mpanjaka sady me zany Anao?" Jesosy namaly hoe: "Voalazanao fa mpanjaka Iao. Fa ho amin'zany tanjogny zany gne nahaterahako, sady ho am'zany antony zany gne niaviako eto amin'zao tontolo zao, mba hijoroako vavolombelogny ame fahamarinagny. Ireo agnaby zay an'e fahamarinagny da miteno gne feoko."

1
18/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Pilato nizaka tamin' Azy hoe: " Ino gne atao hoe marigny?" Refa avy nizaka zany izy, da nijotso koa sady nizaka tamin'ireo Jiosy hoe: "tsy mahita heloky amin'ty lelà ty iao.\v 39 Fa managny fomba zay hagnafahako ologny raiky ho aminareo ame paska. Noho zany tianareo me gne hagnafahako aminareo gne mpanjakan'e Jiosy?"\v 40 Aveo nikiaky mafy koa indreo sady nizaka hoe: "Tsy io lelà io fa Barabasy." Sady Barabasy da mpangalatry.

1
18/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 18

View File

@ -2,6 +2,7 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
@ -11,6 +12,9 @@ This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](htt
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> 228695fafb2bec04639a5e5e670b963b3f0ef3e0
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> 726d2adcd1b384f768c7976c173a7e8dda3c32f2
### You are free to:
@ -35,9 +39,12 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> 5ba87f994d50b2c1f4ddd3332526477f2e14b8ed
=======
>>>>>>> 228695fafb2bec04639a5e5e670b963b3f0ef3e0
=======
>>>>>>> 726d2adcd1b384f768c7976c173a7e8dda3c32f2

View File

@ -34,7 +34,8 @@
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD123",
"MAD125"
"MAD125",
"MAD126"
],
"finished_chunks": [
"20-21",
@ -160,6 +161,75 @@
"11-51",
"11-54",
"11-56",
"11-41"
"11-41",
"08-01",
"08-04",
"08-07",
"08-09",
"08-12",
"08-14",
"08-17",
"08-21",
"08-23",
"08-25",
"08-28",
"08-31",
"08-34",
"08-37",
"08-39",
"08-42",
"08-45",
"08-48",
"08-52",
"08-54",
"08-57",
"08-19",
"08-50",
"09-title",
"09-01",
"09-06",
"09-08",
"09-10",
"09-13",
"09-16",
"09-19",
"09-22",
"09-24",
"09-26",
"09-30",
"09-32",
"09-35",
"09-39",
"17-title",
"17-01",
"17-03",
"17-06",
"17-09",
"17-12",
"17-15",
"17-18",
"17-20",
"17-22",
"17-24",
"17-25",
"18-title",
"18-01",
"18-04",
"18-06",
"18-08",
"18-10",
"18-12",
"18-15",
"18-17",
"18-19",
"18-22",
"18-25",
"18-28",
"18-31",
"18-33",
"18-36",
"18-38",
"08-title",
"09-03"
]
}