plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/04/09.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 9 Avy teo hoy igny viavy samaritana igny taminazy hoe: "Akognaia anao, izay Jiosy, gne mangataka aminà, iao viavy samaritana ty, rano ho sotroigny?" Fa indreo Jiosy tsy misy hifandraisagny ame samaritana. \v 10 Fa Jesosy namaly da nizaka taminazy hoe: "Raha lalanao gne fagnomezan'Andriamanitry, da gne mizaka aminao hoe: 'omeo iao hosotroiko,' da anao avakoa gne nangataky taminazy, da omeny rano velogny."